Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Febroary, 2024
Hafatra avy amin'ny Birao filankevi-pitantanan'ny Global Voices
Androany izahay manambara ao anaty fahatsapana tantely amam-bahona ny fandaozan'i Ivan Sigal, Tale Mpanatanteraka ny Global Voices, ny Global Voices ary hifindrany ho amin'ny toko vaovaon'ny fiainany any aoriandriana any amin'ity taona ity.