Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Febroary, 2019
Iza indray ary i Cruz Mejía, mampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 25 Febroary ka hatramin'ny 3 Marsa 2019
Iza moa izany i Onésimo Cruz Mejía, mitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 25 Febouary 3 Marsa 2019 ao amin'ny fanentanana media sosialy mifantoka amin'ny fimaroana ara-piteny an-tserasera.
Fantaro i Luis Flores, mampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas ny 18-24 febroary 2019
Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Luis Flores, hitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 18-24 Febroary 2019 amin'ny fanentanana media sosialy mifantoka amin'ny fimaroana ara-piteny an-tserasera.
150 taonan'ny Ceylon Tea: Andro iray amin'ny fiainan'ny mpiasan'ny fambolena
Tsy ampy velively ny karaman'ny mpiasan'ny fambolena hisahanana ny fandanian'ny fianakaviana, ka voatery ny maro miala na mitady asa any an-kafa
Kaonty Twitter iray mankalaza ny vehivavy ao Japan, fampahafantarana fohy iray isan'andro
Ny zavatra iraisan'ireo olona lazaina isan'andro ireo dia fahitana azy ireo ho avy amin'ny sarangam-piainana rehetra ary samy manana ny fanambiny sy ny fahombiazany manokana.
Mpiasam-panjakana Rosiana mahazo baiko hi-‘like’ lahatsoratra ao amin'ny media sosialy mampiroborobo ny Oniversiady Ririnina 2019
Tsy vao sambany ny manampahefanam-panjakana rosiana no natao "olombelonra raboto" hampiroborobo ny tetikasam-panjakana an-tserasera.
Fanentanana #MetooUyghur mangataka amin'ny governemanta shinoa hanaporofo fa mbola velona ireo Xinjiang nofonjaina
Mampiasa ny farangonteny #MetooUyghur ny vondrom-piarahamonina Uyghur avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao hanontaniany ny fahasalaman'ireo olona tiany.
Kimeltuwe indray no mampiatrano ny kaonty Twitter @ActLenguas manomboka ny 11 ka hatramin'ny 17 Febroary 2019
Ity indray ny lahatsoratra milaza ny mombamomba ny ekipa ao ambadiky ny kaontin'ny Kimeltuwe (@Kimeltuwe) sy izay kinasan-dry zareo mandritra ny herinandro maha-mpampiatrano azy ireo.
Ireo Syriana mialokaloka ao Libanona miatrika tafiotran-dranomandry mahery vaika sy fepetra tsy manaja ny mahaolona any an-toby
"Marary ny olona. Feno rano na aiza na aiza. Tsy afa-matory izahay amin'ny alina. Efa toy izany telo andro izay. Mipetraka izahay amin'ny alina, manaramaso ny ankizy nefa tsy afa-manao na inona na inona ho azy ireo."
Fantaro i Irma Alvarez Ccoscco, mpampiatrano ny kaonty Twitter @ActLenguas ny 4 ka hatramin'ny 10 Febroary 2019
Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Irma Alvarez Ccoscco izay mitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas manomboka ny 4 ka hatramin'ny 10 Febroary 2019 iao amin'ny fanentanana ao amin'ny media sosialy vaovao mifantoka amin'ny fimaroana ara-pitenenanana an-tserasera.
“Ny tantaranay ny fahalalànay” na loharanombaovao feno avy amin'i Whose Knowledge?
Mitondra miaraka ireo fizaràna efatra navoaka teo aloha ny loharanom-baovao feno amin'ny "Ny tantaranay ny fahalalànay". Kendreny amin'izany ny fitarihana anao eo amin'ny lafiny fizarànao ny fahalalànao sy ny fananganana tambajotram-piraisankina mafy orina kokoa.