Andriamifidisoa Zo · Marsa, 2016

Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.

Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.

imailaka Andriamifidisoa Zo

Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Marsa, 2016

Andao Hitety An'i Lima sy Mexico Fahiny

  20 Marsa 2016

Ny sary sasantsasany no mitondra antsika any amin'ny toerana sy fahatsiarovana mahamanina ny olona hafa; saingy noho ny sary zaraina an-tserasera dia afa-mitety toerana sy fotoana samihafa any Lima sy Mexico ianao.