Ireo firenena Afrikana manome zom-pirenena ho an'ireo ampielezanaMpanoratra Pamela EphraimNandika Raveloaritiana Mamisoa18 Aogositra 2025
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizarana faha-28Mpanoratra Jean Sovon, Filip NoubelNandika Andriamifidisoa Zo17 Jolay 2025
Saron'ny ‘loton-drivotra maro fiaviana’ avy amin'ny vovok'i Sahara sy ny doro tanety Kanadiana ny ao atsimon'i FrantsaMpanoratra Juke CarolinaNandika Raveloaritiana Mamisoa02 Jolay 2025
Etazonia: fampiatoana vizà ho an'ireo vahiny mpianatra, miantraika koa amin'ireo firenena afrikànaMpanoratra Jean SovonNandika avylavitra24 Jona 2025
Miatrika fiampangana vaovao amin’ny firaisana tsikombakomba amin’ny vahiny i Joshua Wong, mpikatroka iray ao Hong KongNoheverina ho mariky ny fahasimban'ny zon'olombelona ao Hong Kong ny fiampangana an'i Wong faranyMpanoratra Oiwan LamNandika Liva Andriamanantena19 Jona 2025
Avy any Rosia ka hatrany amin'ny EU: ireo tsatoka avon'ny fandrindràna votoaty ataon'i MetaNy vahaolana dia ny manohana ireo haino-vaky-jery miorim-pàka amin'ny fanamarinana ny zavamisy.Mpanoratra Daria DergachevaNandika Faniry Nicole18 Jona 2025
Tahaka ny fetin'ny lainga tratra aoriana ny haban-tseranan'i Trump amin'ny pengoay sy ny hazo kesikaIreo nosy Heard sy McDonald tsy misy mponina isan'ireo tany ao Aostralia lasibatraMpanoratra Kevin RennieNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson14 Mey 2025
Rumeysa Öztürk, mpianatra avy any Tiorkia manomana PhD, isan'ireo olona marobe voafonja ao EtazoniaTeny an-dàlana hamarana ny fifadiankanina nandritra ny Ramadany ilay mpianatra no nosamborin'ny ICE.Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika avylavitra06 Avrily 2025
Ny maha-reny, ny tenindreny ary ireo dragona mpihinana tacosNy teny irerin'ny reny iray mpifindramonina nahazo tombony niaraka tamin-janany handeha hatoryMpanoratra L. FinchNandika avylavitra07 Marsa 2025
‘Nofinofy Amerikana? Tsia, nofinofy Amerikana Latina.’ Ny poezia nahatratra ny fon'ny mpifindramoninaHazavain'i Lalo, Venezoelàna am-poezia ny ibedesana ny Latino mpifindramonina amin-java-drehetraMpanoratra Samanta AzpuruaNandika Molly Furnival-Phillips, Raveloaritiana Mamisoa04 Marsa 2025
Frantsa, ao anaty fandaozana goavana hiala amin'ny X (X-ode)Ny Janoary 2025, nanambara ny fandaozany tanteraka ny X (Twitter taloha) i Le Monde sy LibérationMpanoratra Juke CarolinaNandika Ornella09 Febroary 2025
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna faha #21Teny nalaina avy amin'ny frantsay ny voambolana pôrtiogey hoe PincenêMpanoratra Jean Sovon, Amadou Lamine Badji, Liam AndersonNandika Imanoela Fifaliana04 Febroary 2025
Fanambaràn'ny Global Voices manoloana ny fampiatoan'i Etazonia ny fanampiana ivelanyMijoro ny Global Voices ho firaisankina amin'ireo fikambanana sy olontsotra lasibatraMpanoratra Global Voices AnnouncementsNandika Andriamifidisoa Zo30 Janoary 2025
Mpifankatia LGBTQ folo ‘mirehareha fa mpivady’ na tsy ankatoavina aza ny fanambadian'olona mitovy fananahana ao Hong KongIty no hetsiky ny Volan'ny Fireharehàna ho fanamafisana ny fitovian-jo ho an'ireo LGBTQMpanoratra Hong Kong Free PressNandika Miora06 Janoary 2025