Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Oktobra, 2023
Ahoana ny hinamanana amin'olona miala aina
Nataontsika hanjavozavo ny zavatra tokana antoka eo amin'ny fiainana.
Ahoana no iadian'ny Rosiana ny potinisma: Tahirin-kevitra iray
Tsy marina ny filazana fa tsy nanohitra ny fisandratan'ny Potinisma i Rosia — nanohitra izy. imbetsaka ary amin'ny fomba maro, na dia tsy nahomby aza.
Nasain'ny Vondrona Eoropeana hiresahana zon'olombelona ny solontenan'ny jadona miaramila Myanmar
“Tsipahinay amin'ny teny mahery indrindra izaitratra ny ezaka rehetra mety haha-ara-drariny ny jadona miaramila.”
Miantso hisian'ny fampiatìna sy fiarovana bebe kokoa ireo vondrom-piarahamonina marefo ny fihaonana ara-toetrandro tao Singapaoro
"Mino izahay fa zava-dehibe ny hetsika iombonana — ny fihetsiketsehana sy ny famoriam-bahoaka manerana an'izao tontolo izao tahaka izao no nanampy hanosika ny governemanta hanao politika matanjaka kokoa momba ny toetrandro."
Nepaley mpianatra monina ao Israely voamarina fa maty tamin'ny fanafihan'ny Hamas
Miaina ao amin'ny kibbutz iray manakaiky ny sisintanin'i Gaza mandray anjara amin'ny programan'ny governemanta Israeliana 'mianatra sy mikarama' ireo mpianatra ireo.
Ny fiantraikan'ny fikorontanan'ny toetrandro amin'ny ala, rano ary ranomasin'i Trinidad
Tsy isalasalana fa efa tsapa sahady any amin'ny Fanjakana Nosy Kely Andalam-pandrosoana toa an'i Karaiba ny fiovaovan'ny toetr'andro, amin'ny maripana mafàna miharihary kokoa sy ny fiantraikany ratsy tsy ampoizina amin'ny lamin'ny toetr'andro.
Niantsafa nandeha mivantana momba an'i Taiwan sy izay lohahevitra mifandraika amin'i Taiwan tamin'ny fantsom-baovao okrainianina i Filip Noubel ato amin'ny GV
Manodidina ny telo tapitrisa ny mpijery ny antsafa naharitra 50 minitra, niresaka Taiwan sy izay lohahevitra mifandraika aminy.