Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.
Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Mey, 2021
Ataon'i Georgia mafy kokoa ny fanasaziana amin'ny fandikan-dalàna
Nolanian'ny Mpikambana Parlemantera Zeorziana ny fanitsiana izay mametraka onitra mafimafy kokoa sy fotoana lavalava kokoa ifonjana mialoha ny fotoam-pitsarana amin'ny fandikan-dalàna fampiasan'ny polisy rehefa misambotra mpanao fihetsiketsehana an-dalambe.
Miatrika fifanenjanana amin'ny fahatongavan'ny mpifindramonina ny Nosy Canary
Mpifindramonina +23.000 no tonga tao hatramin'ny Janoary 2020
Taiwan, ‘toerana mampidi-doza indrindra eto an-tany'? Tsy izany, hoy ny Taiwaney
Niteraka fanehoan-kevitra mahery tao amin'ny Twitter Taiwaney ny fonomboky momba ny tantaran'i Taiwan ao amin'ny Gazety britanika The Economist tamin'ity herinandro ity, izay nahatalanjona ireo mpikirakira marobe ny lohateny hoe "Taiwan: Ilay toerana mampidi-doza indrindra eto an-tany."
Miatrika fiantsoan'ny polisy ny mpanomana fihetsiketsehana pro-demaokrasia ao Hong Kong
Nahatsinjo mialoha ny vondrona mpikatroka Hong Kong fa mety hampiasa ny lalànan'ny fiarovam-pirenena ny polisy hamoritra ny mpiara-dia sivika