Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny OLPC Orogoay

29 Aogositra 2018

Rising Voices: Tamberin'ny taona 2010

Rising Voices

Taona feno hetsika ho an'ny Rising Voices sy ny fiarahamoniny ny taona 2010.

04 Aogositra 2018

Antsafa niarahana tamin'i Pablo Flores

Rising Voices

Ny andro taorian'ny nanoloran'i Pablo Flores ny famelabelarany tao amin'ny Ars Electronica Symposium momba ny teknolojia cloud sy ny fanabeazana dia afaka niresaka niaraka taminy nandritra ny minitra vitsivitsy izahay mba hamantarana bebe kokoa momba ny tetikasany sy ny taom-pialantsasatra nataony nandritra ny taona

31 Jolay 2018

Rising Voices sy ny mondialy

Rising Voices

Milaza ny olona fa tena hetsika iraisam-pirenena tokoa ny Mondialy. Nanoratra momba izany mba hanehoana ny fitiavan'izy ireo ny bilaogera ao amin'ny tetikasa Rising Voices maro manerana ny kaontinanta .

21 Jolay 2018

Ceibal Jam!: Mamorona fampiharana eo an-toerana ho an'ny filàn'ny fampianarana ao Orogoay

Rising Voices

Nanaraka vondrona mpianatra sy mpampianatra mpilatsaka an-tsitrapo avy ao amin'ny Anjerimanontolon'ny Repoblika izay nandeha tany Santa Lucía, Orogoay mba hampiseho ireo mpampianatra ao amin'ny sekoly ambaratonga voalohany ny fomba fampidirana ny sehatra EduBlog ao anatin'ny hetsika ao an-dakilasy izahay.

03 Mey 2018

Mibilaogy hatry ny fahazaza: Atrikasa bilaogy eny an-tsekoly

Rising Voices

Ceibal Plan dia fandaharan'ny governemanta Orogoiana hanome solosaina OLPC ho an'ny ankizy 6 hatramin'ny 11 taona (miisa 350.000) any an-tsekoly. Ahitana fidirana aterineto amin'ny wifi any an-tsekoly sy ny toeram-bahoaka ny fotodrafitrasa vao avy navaozina.

26 Avrily 2018

Nibilaogy hatry ny fahakeliny: mampihena ny hantsana nomerika ao Orogoay

Rising Voices

Mandalo dingana ara-tantara i Orogoay. Amin'ny taona 2009, hanana solosaina finday azy ireo manokana (OLPC) omen'ny fanjakana ny ankizy sy ny mpampianatra rehetra eny amin'ny sekoly ambaratonga voalohany sy sekolim-panjakana ao amin'ny firenena.

27 Oktobra 2010

Fitorahana Bolongana Hatrany amin'ny Fahazazàna: Tantaram-pahombiazana ny Drafitra Ceibal

Rising Voices

Uruguay’s national OLPC project Plan Ceibal provided an XO ($100 laptop) to each of the 395,000 children in primary school from 1st to 6th grade across the country’s 2332 public schools. The Plan Ceibal ranked well in several evaluations and has become a success story to be replicated in other...