Nahatratra ny ‘kanji-n'ny taona’ ny COVID-19密 (mitsu), amin'ny tranga sasany, dia midika hoe "mikatona, feno olona, na mirindrina."Mpanoratra Nevin ThompsonNandika Andriamifidisoa Zo24 Desambra 2020
‘Atsaharo ny fampanginana ireo feon'ny tsy manaiky lembenana ao AAAA,’ hoy ny mpikatroka tamin'ny taratasy misokatra ho an'ny Twitter sy FacebookMelohin'ny mpiaro ny zon'olombelona ny sivana ataon'ny sehatra media sosialyMpanoratra Dahlia KholaifNandika Andriamifidisoa Zo22 Desambra 2020
Misento kely amin'ny amin'ny fanitarana ny Satam-piarovana Vonjimaika (TPS) ny Salvadôreanina mpifindramonina ao EtazoniaMifangaroharo ny ahiahy ara-toekarena sy ny satam-pifindramonina anaty valan'aretinaMpanoratra Eddie GaldamezNandika Andriamifidisoa Zo21 Desambra 2020
ManomezaTohano ny fahalalaham-pitenenana ho an'ny rehetra, na aiza na aizaMpanoratra Salohy Randriafanomezantsoa, Andriamifidisoa Zo18 Desambra 2020
Median'i Filipina miatrika ‘fandrahonana fanasaziana tsy ankitsahatra’ aorian'ny fiampangana fanendrikendrehana an'habakaMiditra dingana vaovao ny ady ataon'ny fitondrana Duterte amin'ny fampitam-baovaoMpanoratra Karlo MongayaNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson, Andriamifidisoa Zo17 Desambra 2020
Governemanta afrikana fito no mampiasa rindram-pitsikilovana, hoy ny fanadihadiana vaovaoManjohy telefônina sy misintona antso sy lahatsoratra ilay teknikam-pitsikilovanaMpanoratra Nwachukwu EgbunikeNandika Andriamifidisoa Zo15 Desambra 2020
Karatra filalaovana mety manazava ny fiainana tao Japana nobodoina taorian'ny adyAsongadin'ny karatra ny endrika mora tazana andavanandrom-piainan'i Japana-aorian'ny-ady: Miaramila AmerikaninaMpanoratra Nevin ThompsonNandika Andriamifidisoa Zo14 Desambra 2020
Fialàna faobe nataon'ny mpanoratra an-gazetin'ny Hong Kong TV rehefa voaroaka ny 40 amin'ny mpiara-miasa amin-dry zareoAntony ara-bola hoy ny famoaham-baovao, politika hoy ny ekipan'ny efi-panoratana.Mpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo11 Desambra 2020
Manome voninahitra farany ilay olomangan'ny football arzantinianina Maradona i Bangladesh"Reko i Bangladesh mitomany"Mpanoratra বিজয়Nandika Rezwan, Andriamifidisoa Zo07 Desambra 2020
Gana fingotra amin'ny hetsi-panoherana thailandey mampisy firaisankina sy sary-sy-soratraAnkalazain'ny mpikatroka #MilkTeaAlliance manerana an'i Azia ny ikônin'ny hetsika ao ThailandyMpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo03 Desambra 2020