Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.
Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Novambra, 2018
Eritreritra tsy tanan'ny mpiserasera amin'ny fahazato taona an'i Czechoslovakia
Manamarika ny fahazato taona nananganana an'i Czechoslovakia ny repoblikan'i Slovakia sy ny repoblika Tseky.
Afaka madiodio tamin'ny fiampangana fihemorana amin'ny finoana ilay bilaogera maoritaniana Mohamed Ould Mkheitir, fa mbola migadra hatrany efa-taona izao
Famantarana "amin'ny famoretana ampiharin'ny fitondrana maoritaniana amin'ny fahalalaham-pitenenana sy ny famoaham-baovao ny raharaha bilaogera Mohamed Mkhaïtir
‘Nivonona ny higadra aho': Manolotra fanantenana mialoha ny fitsarana azy ny mpanorina ny Hetsika Elo tao Hong Kong
"Efa nivonona ny ho any am-ponja aho... Raha mbola tsy potipotiky ny fitsarana sy ny didy mankany amponja isika, ary tsy kivy na tezitra, dia hivoaka matanjaka kokoa isika."
Fiainana taorian'i Manus: Resaka tamin'i Eaten Fish, Iraniana mpanao tantara an-tsary momba ny fiainana anatiny sy ivelan'ny toby fihazonan'i Aostralia
"tsy ampy ny taratasy, tsy ampy ny pensilihazo ary tsy maintsy nangala-taratasy tamin'ny mpiasa aho, tsy maintsy nitady sombin-taratasy aho hosoritsoritana, ary roa taona sy tapany vao afaka namoaka taty ivelany ny sary nataoko aho. Io ihany ny antony tokana mbola nahavelona ahy."
Mitombo betsaka ireo ampangaina ho nanao ‘heloka bevavan'ny firaisankina’ ao Eoropa, 11 nantsoina hotsaraina tao Belzika noho ny fanampiana mpifindramonina
Niseho teo anatrehan'ny fitsarana tao Bruxelles tamin'ny 6 septambra 2018 ny olona miisa 11 izay nosamborina sy nampangaina ho nanao fanondranana olona tamin'ny oktobra 2017, io no fotoam-pitsarana voalohany lazain'ny mpikatroka fa tranga hafa ao Eoropa “mampahameloka ny firaisankina”. Nolazaina ho nanampy mpifindramonina tsy manan-taratasy miisa 95 ireo voampanga, 12 amin'ireo mbola...
Iza moa i Sergio Moro, ilay mpitsara nanameloka an'i Lula ary ho “super”-minisitr'i Jaïr Bolsonaro ?
Niteraka fifandirana goavana tao amin'ny firenena ny fanendrena ny mpitsara mpandrindra ny bemidina Lava-Jato miady amin'ny kolikoly, ao amin'ny governemantan'ny filoha avy amin'ny farany havanana.
Netizen Report: Miely manerana an'i Afrika atsimon'i Sahara ny hetran'aterineto — ary mampangina olompirenena
Milaza ireo fanamby, fandresena ary fironana misongadina amin'ny zo an'aterineto manerantany ny Advox Netizen Report.