Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.
Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Marsa, 2019
Ao India, lahatsary iray mitondra fanairana ny amin'ireo ankizy mararin'ny donika
Nahatonga ny fitsaboana ny ankizy ny lahatsary iray mitatitra ny fielezan'ny donika ao amin'ny sekoly fanabeazana fototra iray ao Uttar Pradesh.
Mampitombo adihevitra ao Myanmar: sahan'akondro Kachin an-tsary
"Nahazo ny fanohanan'ny Shinoa ny ankamaroan'ny saham-pambolena ary ampangaina ho mangala-tany, manimba ny tontolo iainana ary manitsakitsaka ny zon'ny mpiasa ireo Shinoa ireo."
Fantaro i Adéṣínà Ayẹni, mpitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang manomboka ny 27 marsa ka hatramin'ny 2 avrily
Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Adéṣínà Ayẹni AKA Ọmọ Yoòbá, mpampiatrano hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 27 Marsa- 2 Avrily 2019 ao amin'ny fanentanana vaovao amin'ny media sosialy mifantoka amin'ny fimaroana ara-piteny an-tserasera etoAfrika.
Tian'ireo Kolombiana mpanao gazety ireto ampahafantarina anao fa tsy maherifo izany Pablo Escobar izany
"Nanery anay io 'maherifo' io hipetraka an-trano, hiahiahy ny hafa rehetra, ary hamaly amin'ny tifitra sy ny herisetra."
Mbola tazonina hatrany ilay Emirati mpikatroka na dia efa roa taona aza izay no nahavitany ny saziny
Nosamborina noho ny antso hanafahana ireo gadra noho ny fanehoan-kevitra ao amin'ny Emirà i Al-Najjar.
Fantaro i Israel Quic, mandray ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 25-31 marsa
Andao hojerentsika bebe kokoa ny momba an'i Israel Quic, ilay hitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 25-31 marsa 2019 ao amin'ny fanentanana media sosialy mifantoka amin'ny fimaroana an-tserasera.
Fantaro i Tajëëw Beatriz Díaz Robles, mpampiatrano ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 18 – 24 marsa
Andao hojerena bebe kokoa ny momba an'i Tajëëw Beatriz Díaz Robles, hitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 18-24 marsa 2019 ao amin'ny fanentanana media sosialy mifantoka amin'ny fimaroam-piteny an-tserasera.
Fantaro i Kọ́lá Túbọ̀sún, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 20-26 Marsa
Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Kọ́lá Túbọ̀sún, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 20-26 marsa 2019 amin'ny fanentanana vaovao amin'ny media sosialy mifantoka amin'ny fimaroam-piteny an-tserasera eto Afrika.
Nahemotra 10 andro ny famotsorana ilay Ejiptiana mpikatroka Alaa Abd El Fattah
Nanome antoka ny mpanohana ny fanentanana #FreeAlaa fa tsy tokony hampisy ahiahy intsony izay fanemorana izao.
Fantaro i Sasil Sánchez Chan, mampiatrano ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 11-17 marsa 2019
Andao isika hamantatra bebe kokoa momba an'i Sasil Sánchez Chan, mampiatrano mitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 11-17 marsa 2019 ao amin'ny fanentanana amin'ny fampitam-baovaom-piarahamonina vaovao mifantoka amin'ny fimaroam-piteny antserasera.