Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny Saripika

09 Aogositra 2018

Afovoany Atsinanana: Rehefa avy ny orana !

Tiako foana ny kotroka sy ny tselatra hatramin'izay, lehibe amiko ny herin'ny tafiodrivotra. Saingy ny tontolon'ny rivotra sy ny orana dia tsy dia mahafinaritra loatra raha manan-janaka any ivelany ianao.

08 Aogositra 2018

Shahidul Alam, mpaka sary fanao an-gazety Bangladeshita nohazonina noho ny fitantarana ny fihetsiketsehan'ny mpianatra

GV Mpisolovava

"...Androany aho teny an-dalambe nahita olona nitondra antsilava mihaza ireo mpianatra tsy mitondra fitaovam-piadiana. Ary mijery fotsiny eo akaiky eo ny polisy."

04 Aogositra 2018

Meksika: Mamantatra ny araben'i Meksika amin'ny alàlan'ny Google Street View

Nandany ny tolakandrony tamin'ny fijerena sary ny Meksikana, natomboka ho an'ny tanandehiben'i Mexico (renivohitra),Guadalajara, Monterrey ary ny tanàndehibe miisa dimy hafa Meksikana tamin'ny Google Street View, tolotra iray ao amin'ny Google izay maka sary ny làlambe any amin'ny tanàndehibe lehibe indrindra manerantany hatreny amin'ny arabe ny olona.

03 Aogositra 2018

Oganda: Fahatsiarovana an'i Bangi

Nahatsiaro tamim-pitiavana ny fahafatesan'ilay Ogandey Wilfred Bangirana, olo-malazan'ny onjam-peo,  ireo bilaogera  noho ny talentany tamin'ny naha DJ tranainy azy.

31 Jolay 2018

Fahasalamana manerantany: Ny “Gripan-kisoa” an-tsary

Na dia nilamindamina aza ny ahiahy momba ny firongatry ny "gripan-kisoa" dia mbola nitohy ny fiparitahan'ny viriosy nanerana izao tontolo izao . Nanambara ny OMS fa olona miisa 4 379 no tratran'ity virosy ity (2009) tany amin'ny firenena miisa 29. Ireto ny sary vitsivitsy mampiseho ny fiantraikan'ny gripan-kisoa manerantany.

30 Jolay 2018

Egypta: Voasivana ny kaonty Flickr an'ilay mpikatroka

Nitroatra ireo mpikatroka Egyptiana taorian'ny "nanivanan'ny" Flickr ny kaonty fizaran-dry zareo sary.

29 Jolay 2018

Saripika tamin'ny vovonana Global Voices tany Delhi

Nizotra soamantsara ny andro voalohany tamin'ny Vovonana Global Voices tany Delhi ary nanomboka nisongadina tao amin'ny Flickr ny sary. Indro ny andian-tsary. Nitondra ny sarin'ny fivoriana (sy ny sary vitsivitsy avy amin'ny dian'izy ireo talohan'ny fivoriana) tamin'ny alàlan'ny famoahana ny sarin'izy ireo tao amin'ny Flickr ny olona ary nanapaingotra izany tamin'ny...

27 Jolay 2018

BOBs: Ary ireo mpandresy dia …

Fifaninanana nokarakarain'ny Deutsche Welle ary notohanana niaraka tamin'ny Global Voices, ny 15 Novambra 2007

26 Jolay 2018

Qatar: Hazavana hafahafa teo ambonin'i Doha

Nijery ny lanitry ny alina sady niezaka namantatra ireo hazavana nivezivezy hafahafa izay azon'ny bilaogera an-tsary tamin'ny findainy ireo bilaogera ao Qatar. Moa ve OVNI izany sa fiaramanidina, sa meteorita sa Spiderman?

India: Sary voalohany tao amin'ny flickr mampiseho ny fipoahana baomba tao Mumbai 

Nalefa tao amin'ny flickr ireo sary nalaina voalohany avy ao Mumbai. Nandefa sary maro avy eny an-dalamben'i Mumbai i Vinu avy ao amin'ny Vinu's Online Cloud. (2008)