Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Aogositra, 2017
Tian'ny Governemanta Hofehezina ny Fankahalana Ao Amin'ny Media Sosialy

Amin'izao fotoana, amin'ity ANC manana ny fahefana feno ity, izay tsy ahitana afa-tsy ny solontenan'ny antoko mitondra, dia hita fa tsy misy na inona na inona afa-manakana ity lalàna ity tsy ho lany.
Jery (An-Tsary) Ireo Vakok'i Syria Sasantsasany Potika
"Tahaka ny hoe mandrava ny Taj Mahal izany na mamotika ny Acropolis ao Athena. Voina lehibe izao. ."
Lasa Vakoka Manerantany Ankehitriny Ilay Seranana Famarinana Andevo Lehibe Indrindra Tao Amerika
Ny fankatoavana no hanery an'i Brezila hanaiky ny fisian'ny vanim-potoana iray teo amin'ny tantarany izay mbola ifampitolomany tanteraka.
Ao Paragoay, Mety Hamelezana Anao ny Rakitry ny Toe-Pahasalamana sy ny Toe-Bolanao

Ny tsy famehezana ny fampiasana ny lahatahirin'olona manokana dia midika fa mety ampiasaina hamelezana anao ny torohay ara-bola na ara-pahasalamana momba anao rehefa mangataka asa, miditra sekoly na zavatra hafa maro ianao...
Manaisotra ny VPN Ao Amin'ny Tranombarotra ao Shina ny Apple

"izao no dingana lehibe indrindra nataon'ny governemanta shinoa hanakanana ny fampiasana ny VPN hatramin'izay, ary talanjona izahay mahita ny Apple manome vahana ny ezaka fanivanana shinoa."
Misorata Anarana Hanatrika ny Vovonana Global Voices 2017 Izao: 2-3 Desambra ao Colombo, Sri Lanka!
Misokatra ny fisoratana anarana GV Summit 2017! Miaraha aminay hivory ao Colombo hitapatak'ahitra momba ny fivoaran'ny aterineto misokatra, ny hetsika mahaolompirenena an-tserasera ary ny zon'olombelona amin'izao andron'ny nomerika izao.