Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.
Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Mey, 2010
Ny tafan'ny mpamaham-bolongana tamin'ny fifampitifirana sy ny fanovana governemanta
Nisy fifampitifirana nampandriaka ny ra teo amin'ny FIGN izay sangan'ny avy amin'ny zandary mpampandry ny fahalemana miisa 21 sy avy amin'ny mpitandro ny filaminana manoa ny fitondrana mivondrona ao amin'ny EMMOREG. Hoy ny tatitry ny Voice of America hoe: “Officaials in Madagascar's capital say one person was killed and five...
Chili: Tolo-kevitra avy amin'ny mpizahantany
Ao an-tanànan'i Arica, any Chili ny mpamaham-bolongana Tomás Bradanovic no nanoratra hoe “tokony hihaino ny mpizahantany isika [es],” fa maro diamaro manko ny mailaka azony avy amin'ny mpizahantany izay saiky manolo-kevitra avokoa amin'ny fanatsarana ny fikarakarana ny mpitsidika, ka tafiditra amin'izany ny fanomezana safidy ho an'olona tsy mihinan-kena, ny fidirana...
Iran: Nihaika an'i Ahmadinejad indray ny mpianatra
Mpianatra anjatony avy ao amin'ny Anjerimanontolon'i Shahid Beheshti ao Teheran no nanohitra ny fitsidihan'ny filoha iraniana Mahmoud Ahmadinejad tao amin'ny Anjerimanontolony ny 10 mey teo. Nihiaka tigetra manohitra azy tahaka ny “mahalalà menatra ry mpanao jadona” sy ny hoe “Avelao ho afaka ny Anjerimanontolo.” Notafihin'ny mpitandro ny filaminana sy ny vondron-kery...
Iran: tanàna maty any amin'ny tanàna Kiorda ho fanoherana ny fanamelohana ho faty
Nikatso ny fiainana tany amin'ny tanàna kiorda maro any Iran sy ny faritany hafa raha nitokona ny fandraharahana sy ny fivarotana tamin'ny alakamisy 13 mey teo ho fanoherana ny fampiharana ny famonoana ho faty ny efatra amin'ireo gadra Kiorda efatra dia i Farzad Kamangar, Ali Heidarian, Farhad Vakili ary Shirin...