Tantara mikasika ny Tambajotram-piarahamonina
Fifandraisana nomerika mifanaraka amin'ny filàna sy ny zavatra eo an-toerana iainan'ireo vondrom-piarahamonina lavitr'andriana ao Amazonia

Azon'ireo vondrom-piarahamonina lavitr'andriana ao Amazona atao ankehitriny ny mampiasa ny rafitra HERMES hahafahana manana fifandraisana tsara antoka hifanakalozana lahatsoratra sy sary ao anaty faritra iray mirefy an-jatony kilaometatra.