Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Aogositra, 2022
Mpitsikera an'i Marcos-Duterte nosamborina noho ny fanalam-baraka anjotra ao Filipina
Fampisehoana mahatalanjona tokoa ny firaisan-kina ho fiarovana ny soatoavina iombonana! Amin’ny firaisankina tahaka izao, ahoana no mety haharesy antsika?
Mitetika hanao ho mahazatra ny fanazarantena ara-miaramila manodidina an'i Taiwan ve i Shina?
Mety mitetika hanao izay ho toy ny ara-dalàna sy hahazatra amin'ny sarinady ao andilan-dranomasin'i Taiwan i Shina. Fa inona moa no dikan'izany amin'ny hoavin'i Taiwan sy ny fifandraisana ao amin'ny faritra?
Bitsihan'ny governemantan'i Bangladesh ny fantsona TV tsy hampiasa ny voambolana ‘Indizeny’ rehefa miresaka fiaviana ara-poko
Tamin'ny 19 Jolay 2022, namoaka toromarika ho an'ny fantsona fahitalavitra 35 ny Minisiteran'ny Fampahalalam-baovao sy ny Fampielezam-peo niangavy azy ireo tsy hampiasa ny voambolana hoe "Adivasi" (vazimba teratany).
Ahoana ny setriny ataon'ny Taiwaney amin'ny fandrahonana ara-miaramila ataon'i Shina taorian'ny fitsidihan'ny filohan'ny antenimieran'i Etazonia?
Raha efa mitsinjo ny valibontan'i Beijing ny ankamaroan'ny Taiwaney, dia ny fiainana efa mahazatra azy ihany no amaliany ny krizy.
Nobahanan'i Indonezia ny Yahoo, Paypal, ary ireo tranonkala filokana noho ny fitsipiky ny fahazoandalana vaovao
"Hanokatra ny vavahadin'ny governemanta hiditra an-tsehatra sy hanivana ny adidy hisoratra anarana. Tsy resaka administratif (fampandehanan-draharaha) fotsiny io."
Bikram Rana, mpikatroka fiteny miresaka ny fampiroboroboana ankihy ny fiteny Rana Tharu
Avy ao Nepal i Bikram Rana izay niasa ho fampiroboroboana ny fiteny Rana Tharu amin'ny alalan'ireo kazaram-pitaovana hampitan-dresaka sy hafatra.