Andriamifidisoa Zo · Desambra, 2015

Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.

Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.

imailaka Andriamifidisoa Zo

Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Desambra, 2015

Voarara ao Brunei tokoa ve ny krismasy?

  24 Desambra 2015

Eny sy tsia. Afa-mankalaza any an-tranony sy any amin'ny toeram-pivavahana ny tsy-miozolomana. Ary araka ny fanehoan-kevitry ny mpiserasera iray, "Nahoana no izay lazaina ho 'fandrarana' ny krismasy ihany no mahatratra ny fampitam-baovao tandrefana amin'izao fotoana izao?"