
Manomeza anio
Hatramin'ny taona 2005 ny Global Voices no niasa hampifandray ireo firenena sy fiteny isan-karazany ho fanohanana ny fahaleovantenan'ny media, ny fisokafan'ny aterineto, ary ny zon'ny rehetra, avy amin'ny toerana rehetra, ho amin'ny fahalalaham-pitenenana.
Mino izahay fa tena maika tokoa noho ny hatramin'izay ny iraka ampanaovana anay. Miangavy anao anio mba hanome ho fanampiana anay hanohy izany asa manandanja izany.
Raisin'ny Sakaizan'ny Global Voices (Friends of Global Voices) misahana ny tsy fitadiavan-tombontsoa 501(c)3 ato aminay ny fanomezana ary tsy andoavan-ketra ho an'ireo mpandoa hetra mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia.
Public Charity EIN: 27-1918532
Fanomezana Goavana, Fanohanan'ny Vondron'Orinasa, Fanontaniana?
Raha maniry ny hanao fanomezana goavana ianao na te-hahazo fampahafantarana bebe kokoa momba ny safidy hafa handoavana ny vola, na ho mpanohana ara-bola, na izay mety ho karazam-panohanana hafa, dia miangavy mba hanoratra (amin'ny teny anglisy) amin'ny Tale Mpanatanteraka Malka Older ao amin'ny malka.older@globalvoices.org.

