Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.
Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Jona, 2019
Kirin'ny lehilahy iray hianika ireo tendron-kavoana 14 avo indrindra ao anatin'ny 7 volana hanamontsanana ny zavabita tsara indrindra
14 monja ny tendrombohitra manana haavo mihoatra ny 8000 metatra ary eo am-panatanterahana fanamontsanana zavabita tsara indrindra ho ao anatin'ny fito volana monja ilay miaramila britanika Gurkha antsoina hoe Nirmal Purja.
Sady mianatra no mampianatra ny fiteniny i Holly Helton-Anishinaabeqwa, mitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTech ny herinandron'ny 20-26 jona
Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Holly Helton-Anishinaabeqwa, mpitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTechTwitter mandritra ny herinandron'ny 20-26 jona 2019. Hozarainy amnitsika ny fomba fijeriny ny fiteny Anishinaabe.
Fantaro i G̓vu̓í (Rory Housty), mitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTech mandritra ny herinandron'ny 13-19 jona 2019
Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i G̓vu̓í (Rory Housty), hampiatrano ny kaonty Twitter @NativeLangsTech mandritra ny herinandron'ny 13-19 jona 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Haiɫzaqvḷa.
Hazakazaka mampitamberina ny tsiaro sosialista: Nalaza haingana dia haingana an-dahatsary ireo fiara Yogoslavy fahita mahazatra
Ny telo amin'ireo fiara ireo dia novokarin'ny orinasa Yogoslavy antsoina hoe Zastava avy ao Kragujevac, Serbia, izay nifototra tamin'ny maodelim-piaran'ny mpamokatra fiara italiana Fiat.
Fantaro i Tochi Precious, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 12-18 jona 2019
Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Tochi Precious, hampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 12-18 jona 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Igbo.
Ny resaka mahaliana nataon'i Margot Camones Maguiña, nitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas nandritra ny herinandron'ny 20-26 mey 2019
Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Margot Camones Maguiña, hampiatrano ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 20-26 20 mey19 hizaràny ny fijeriny amin'ny fiteny Quechua.