Bilaogera amin'ny teny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.
Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Jona, 2010
16 Jona 2010
Afrika Atsimo: Adihevitra momba vuvuzela amin'ny mondial
Angamba azo hamaritana ny endriky ny fifaninanana fiadiana ny amboara erantany 2010 ny firentirentin'ny kianja vaovao sy ny karazam-pitafiana marevaka anaovan'ny mpanohana ny ekipam-pirenena 32 mifaninana. Tsy misy fisalasalana kosa fa ny feo mampiavaka ity fifaninana ity dia ny feon'ny vuvuzela, izay henon'ny mpijery any an-kianja na amin'ny fahitalavitra. Niteraka adihevitra...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...