Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Jona, 2018
Manatona ny fifidianana, miatrika fanafihana na fakana an-keriny ny Pakistaney mpanao gazety na mpikatroka
Ity fifidianana ity no hanamarika ny fotoana faharoa isian'ny tetezamita (famindram-pahefana) demaokratika eo amin'ny tantaran'ny firenena.
Fanavakavaham-pahafahana : Hanangana faritra aterineto misokatra ao amin'ny nosiny fizaha tany i Shina
"Raha tsy maninona ny mitsidika Twitter, Facebook, nahoana no vahiny ihany no avela hiditra fa tsy ny Shinoa?"
Kintan'ny football iray vao misandratra anisan'ny Uyghurs iray tapitrisa mahery alefa any amin'ny toby fanarenan-tsaina shinoa
Tombanana ho mihoatra ny iray tapitrisa ny Uyghurs any Xinjiang nalefa tany amin'ny toby fanarenan-tsaina mba ho esorina izay nianarany ary hanitsiana ny fijeriny ara-pivavahana sy ara-politika.
‘Lasibatra manampy ireo lasibatra izahay': Mandrakitra ireo fanitsakitsahana ny zon'olombelona ao Nikaragoà
"Manakaiky ny tsy misy ihany ny lalana ara-pitsarana. Ny asa fiampangana dia efa fihetsika saimbôlikan'ny fitsarana [rariny]. Izay no dingana voalohany hiatrehana ny ratram-po."
Ravoravo amin'ny fanombohan'ny Mondialy ny Rosiana, na dia hoavy aza ny fanavaozana ny retirety sy ny hetra
Amin'ny fiantraikan'ny fahefana malefaka tiana aseho izao tontolo izao, ahoana ny fihetsiky ny Rosiana manoloana ny firohotry ny vahiny maro dia maro, toa tsy voafehy?
Miasa miaraka ny mpikatroka Taiwaney sy ny mpikatroka Vietnamiana hanome rariny ara-pitsarana ireo tra-boinan'ny fiainana an-dranomasin'i Vietnam
"Raha efa nizaka izao karazam-pangirifiriana izao isika, dia tsy tokony hanavesetra izany amin'i Vietnam."
Shujaat Bukhari, mpanao gazety Kashmirita maty voatifitra
"Tsy azo fantarina mihitsy ara-virtoaly izay fahavalontsika sy izay namantsika"
‘Tsy ho afaka ny ho sady mpanafaka ianao no mpangalatra': Lahatsary mampiseho tafika rosiana manafay miaramila syriana tratra nandroba
"Lasa mpiaro ilay vahoaka novonoin'ny tafiny, notapatapahiny na nataony tsy nanan-trano i Rosia"
Ny henihenin-tsira manan-tantara an'i Anfeh ao Libanona rahonan'ny toeram-pitsangatsanganana iray hafa koa
"Io no toerana sisa farany madio ahafahanay mitondra ny zanakay hilomano"
Ahiana horavana noho ny tetikasam-panarenana ny tanànan'ny mpanjono sy ny ala honko iray ao Filipina
"tsy hilaozanay ny fonenanay. Hiady izahay raha mbola misy ihany koa ny olona manohana anay sy manome tanjaka anay hiady."