Tantara mikasika ny Mibilaogy nofinofy
Miblaogy nofinofy : Fahasalamàna ara-tsaina sy vondrompiarahamonina salama
Misy andianà mpikatroka te-hifantoka amin'ny fahasalamany ara-tsaina fa tsy ny aretin-tsaina, mba hisian'ny fomba fijery iray mitodika mankamin'ny vondrompiarahamonina, fa tsy ilay fanavankavahana sy fitsaratsarampoana mahazatra. "Meteza ho liana sy mifankahalàla amin'ny mpiray vodirindrina aminao", "aza odiana tsy hita izy, aza ampitahorina, ampio."