Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Janoary, 2017
Fantaro ireo Tanora Ekoadaoriana Mampihodina ny Radio Amin'ny Fiteny Kichwa Voalohany Ao Etazonia
“Ny seho dia natao hanehoan'ny tena hevitra ary tsy matahotra ny hanao izany.”
Fandripahan'Ala Tsy Voahevitra ao Jharkhand, India Hitadiavam-Pandrosoana
Milaza sompirana ny mpikatroka iray fa mivarotra hazo mianjera -- maro amin'ireo no efa an-jato taonany -- amin'ireo indostrian'ny fivarotan-kazo hahazoana tombombarotra ny manampahefana ao an-toerana.
Fahatsiarovana an'i Gholamreza Takhti, Mpanao Fanatanjahantena Be Mpitia Indrindra Tao Iran Nifampitolona Tamin'ny Shah
Ny fanoheran'i Takhti ny fitondrana ihany koa no nahavoa azy. Hita tao amin'ny efitra fandraisambahiny iray ny vatana mangatsiakany tamin'ny 7 Janoary 1968.
Adin'i Syria, Mety ho Ananana Lahatahiry Betsaka Indrindra Hatramin'izay—Nefa Kely ny Fantatsika Momba Azy
Tamin'ny fiafaran'ny fahirano mandravarava an'i Aleppo atsinanana, mijery sy misaran-kevitra ary mifandresy lahatra amin'ny dikan'ny hafatra zarain'ireo sisa tavela ao amin'ny fampitam-baovao izao tontolo izao.
Ireo Fotoana Manan-tantara Indrindra An-Tsary Tao Myanmar Tamin'ny Taona 2016
Nivalona ny taona 2016, atolotry ny The Irrawaddy ho anao ireo saripika tsara indrindra nandrakitra ireo fotoana nanamarika ny taona tao Myanmar.