Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Septambra, 2023
Tondradrano no mariky ny fiovan'ny toetrandro iainan'ny ambanivohitra ao Trinidad, fa misy antony fanampiny koa
"Efa miaina ny fiantraikan'ny fiovaovan'ny toetr'andro i Trinite sy Tobago, toy ny fiakaran'ny haavon'ny ranomasina, ny fiakaran'ny maripana iainana ankapobeny ary ny rafitra toetr'andro mahery vaika.."
Hanomboka amin'ny 9 novambra ny fotoam-pivorian'ny Vaomieran'ny Vondrompiarahamonina GV 2023!
Raha mbola tsy mpikamban'ny Vaomiera, dia afa-mangataka hiditra amin'ny fampiasana ny Council Application Form. Hatramin'ny 24 oktobra no anaovana fangatahana.
Voasivana ao Rosia ny sarimihetsika Yakut ‘Aita’
Ny antony notononin'ny Roskomnadzor dia noho ny fiezahan'ilay sarimihetsika 'handrava ny fitsipiky ny mahairay ny vahoaka ao Rosia'.
Teboka itodihana: Inona no hovakiana hahatakarana ny adihevitra mialoha fifidianana eto Madagasikara
Mba hahazoana fahatakarana bebe kokoa ny maha zava-dehibe ity fifidianana ity, dia namorona torolalana kely ny Global Voices manasongadina ireo loharanom-baovao mendrika hodinihina mba hanarahana ny vaovao malagasy.
Ireo zava-dehibe nisongadina tamin'ny vovonana ara-toetrandro voalohany teto Afrika notontosaina tao Kenya
Na dia malefaka aza ny fandraisan'i Afrika anjara amin'ny fandotoana, dia iainany lalina ny fiantraikan'ny fiakaran'ny maripanan'ny tany.
Stats4Community: Jolay 2023
Anaty ezaka mangarahara kokoa momba ireo mpamaky antsika, natombokay ny andiany Stats4Community, izay hizaranay fanavaozam-baovao isam-bolana momba ireo tantarantsika malaza indrindra isam-bolana.
Tsy nanatrika ny Vovonan'ny G20 i Xi Jinping, raisin'India ny toeran'i Shina ho Mpitarika ny Atsimo Ankapobeny
Nilaza i Shina fa mety ny tetikasa IMEC, raha toa ka tsy hivadika ho fitaovana ara-jeopolitika.
Tsy misy vaovao ao amin'ny sarintany shinoa 2023. Fa maninona no mahatezitra ireo mpifanila vodirindrina aminy?
Avy any Azia Atsimo Atsinanana no tena misy setriny mahery indrindra noho ny filazan'i Shina fa azy manontolo ny Ranomasin'i Shina Atsimo.
Fanavaozana Tefiendrika: Manefy indray ny horirantavan'ny mpandray anjara ato amin'ny Global Voices
Pejy vaovao sehosehatry ny mpandray anjara, solotava lehibe kokoa, sy safidy media sosialy bebe kokoa!
Fanavaozana tefiendrika: Jery mialoha vaovao ao amin'ny in-editor amin'ny rantin-tsary midadasika sy ny habe “full-width”
Tena tsotra ny manangana sehon-dranty afa-manara-bolontany amin'ny fandrafetana "Extra-wide layout"!