Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Janoary, 2010
Voafantina hofidiana hahazo loka Game Changer ny Global Voices Online
Vao voafantina hisafidianana anatin'ny dingana famaranana ao anatin'ny Loka We Media Game Changer 2010 (loka We Media mpanova lalao 2010) ny Global Voices Online. Voafantina ao anatin'ny lisitry ny olotsotra,...
Madagasikara: Fandrahonana vaovao mahazo ny Fiangonana Protestanta sy ny Fahalalahana miteny
Mbola voamariky ny fihetsiketseham-panoherana ihany ny fanombohan'ny taona teto Madagasikara ary dia mbola voaenjika sy sotasotaina koa ireo izay heverina ho akaiky ny fitondrana teo aloha nandritra ny nitondran'i Marc...
Ejipta: fandripahana kristiana tao Naga Hammady
Hajao ny fivavahana avy amin'i Sarah Carr Ny 7 Janoary no mankalaza krismasy ny kristiana kopta. Nankany am-piangonana hankalaza ity fety masina ity ny kôpta tany Ejipta ny takariva mialoha...
Iran: tolona iraniana tohanan'ny mpiserasera shinoa
Hatramin'ny fihetsiketseham-bahoaka manohitra ny fitondrana islamika tany Iran nandritra ny fankalazana ny Ashura, dia mpiserasera Shinoa ampolony ny niditra tao amin'ny valam-piaraha-monina Twitter #iranelection. Ary dia nampiany hashtag vaovao, #CN4Iran,...
Madagasikara tamin'iny taona iny – Fizarana fahatelo -
Teo alohaloha teo moa i Lova Rakotomalala no nanoratra ho antsika ny Madagasikara nandritra ireo volana niatombohan'ny taona 2009 izay tonga hatrany amin'ny fanonganam-panjakana nataon'i Andry Rajoelina, Ben'ny tanànan’ Antananarivo...
Emirà Arabo Mitambatra : Miara-misokatra amin'ny anjomaran'ny Twitter ny Burj Dubai
Burj Dubai avy amin'i Joi Ito – arovan'ny Creative Commons Nasandratr'i Dobayy avokoa ny fiatoana rehetra hanamarihany ny fisokafan'ny tilikambo avo indrindra manerantany dia i Burj Dubai. Tamin'ny alalan'ny feon'anjomara...
Tamberina 2009 teto Madagasikara – fizarana faharoa -
Lova Rakotomalala, tao amin'ny topimaso nosoratany nandritra ny volana vitsivitsy fiandohan'ny taona 2009 teto Madagasikara, tapany voalohany amin'ny fizarana telo nosoratany, no nitantara ny nahatongavan'i Andry Rajoelina, Ben'ny tanànan'Antananarivo teo...
Fomba sy fanao isaky ny taombaovao manerantany an-dahatsary
Afomanga saripikan'i Tormel Samy manana ny fomba(n-drazana) ankalazany ny fahatongavan'ny taona vaovao ny mponina manerantany. Amin'ity alina ity, amin'ny alalan'ny lahatsary no itondranay anareo hitsidika ny karazam-pombafomba arahin'ny olona hahatsara...
Tamberina 2009 Azia Atsimo
Nivalona hatreo ny taona 2009 ary izao no fotoana hitodihana izay nitranga tany Azia atsimo. Ao anatin'ny tamberina misy fizarana roa no ijerentsika ireo fotoan-dehibe nanamarika io taona io ho...