Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Jona, 2021
Mandra-pahoviana i Aostralia no hiaro ny ala voajanahary sy ireo fiainana haolo/lava volo tsy manam-paharoa ao aminy?
Na dia maro aza ireo fanentanam-bahoaka sy ny programan'ny governemanta, dia samy miatrika karazam-pandrahonana ny ala sy ny ela nijoroana (teratany) ao Aostralia, hatrany amin'ny trôpika farany avaratra ka hatrany amin'ny toerana mangatsiaka any atsimo.
Nahoana no rava alohan'ny nanombohany ny Super League Eoropeana
Matin'ny kapoky ny mpiondana, mpanohana ary manampahefanan'ny football ny fifanarahana
Fahatsiarovana ny Tiananmen ao Hong Kong: Hetsi-pifandanana miha-mampididoza
Na dia be aza ireo fandrahonana ara-pitsarana dia mitady fomba hahatsiarovana ny 4 jona ny Hongkongers.
Antoko politika 15 miara-manasonia fifanarahana momba ny zon'ny queer
Antoko politika miisa folo dimy amby (dimy ambin'ny folo) tao Zeorzia no nanao sonia fanambaràna iray manasongadina ny fanoloran-tenany avy hiaro ny zon'ny olona queer izany hoe nisafidy ny sady tsy ho lahy no tsy ho vavy.
Fampitondrana vohoka sa fampamombana ankaterena? Tsy mbola manana fahefana amin'ny vatatenany ny vehivavy peroviana
Taompolo vitsivitsy izay, vehivavy an'hetsiny izay avy amin'ny indizeny, mahantra ary ambanivohitra no noterena ho momba. Amin'izao fotoana dia misy ny fomba hafa hifehezana ny fananahana.