Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.
Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Novambra, 2020
Bibilava miloko fotsy miisa roa, voalohany amin'ny karazany eto an-tany, hita tao Nepal
Tranga voarakitra voalohany eto ambonin'ny tany amin'ny karazany ny Kraits (Bungarus) roa miloko fotsy hita nandritra ny antso avotr'aina tao amin'ny Faritany 2, ao amin'ny faritra atsimo atsinanan'i Nepal.
Ny raharaham-panonerana ao Karaiba: Fizaràna fahatelo
Afa-manana anjaran toerana goavana kosa ireo tetikasam-panonerana ara-drariny amin'ny fiatrehana ireo fanamby tahaka ireto: aretina mitaiza, fiovaovan'ny toetrandro ary ny COVID-19
Manangana votoaty fiarovana an-tsivalo amin'ny fiteny Aymara ny “Apthapi Digital”
Ezahan'ny tetikasa "Apthapi Digital" ny hizaràna ireo votoaty ara-piarovana an-tsivalo [dizitaly] amin'ny endrika samihafa mba hahazoana mpiteny Aymara araka izay azo atao.
Fandanjalanjan'ny mpisera Facebook Amerikanina Latinina ny fifidianana tao Etazonia tamin'ny alalan'ny sary-sy-soratra
Na dia tsy maneho ankapobeny ny fihetseham-pom-bahoaka feno aza io fomba fiasa io dia manome tsipalotra ireo fomba fitantarana politika, fampihomehezana ary fanehoan-kevitra.
2020 no taona ratsy indrindra ho an'ny mpanoratra an-gazety ao Kenya
Hatramin'ny nipongaran'ny coronavirus vaovao tao Kenya tamin'ny volana marsa, mihoatra ny 47 ny trangam-pisamborana tondromolotra, fanafihana sy fanohintohinana nihatra tamin'ny blaogera, mpikatroka anjotra ary mpiaro ny zon'olombelona.
Misonga ny tranga COVID-19 nefa manentana dia araham-panohanana i Japana
Na dia tsy mitsaha-misonga aza ny tranga COVID-19 ao amin'ireo tanandehibe ao Japana, mbola nanomboka ny fanentanana hisian'ny fizahantany anatiny ihany ny governemanta.
‘What a Bam Bam!’ Mankalaza ny fandresen'i Biden/Harris ny Jamaikana
Asongadin'ny siokam-piarahaban'ny Praiminisitra Andrew Holness fa taranaka Jamaikana ny Filoha-lefitra voafidy Kamala Harris ary nantsoiny izao dingana vitany manan-tantara izao ho "fahavitana goavana dia goavana ho an'ny vehivavy manerantany"