Tantara misongadina mikasika ny Dika
Tantara mikasika ny Dika
Fikafika sy fampahatsiahivana WordPress: Mandika avy amin'ny tranonkala Lingua mankany amin'ny teny anglisy
Hazavain'ity ranty ihany ny fametrahana ny anaran'ny mpandikateny ao amin'ny ranty GV anglisy raha nosintonina avy amin'ny fiteny hafa izany.
Torolàlana Vonjimaika momba ny Sokajy Manokana – misy Lahatsary!
Fantaro ilay rafitra vaovao hisolo ny "Pejy Fandrakofana Manokana".
Tahaka ny ahoana no fiantraikan'ilay valanaretina tamin'ny fiainan'ny olona erantany? Mizara ny tantarany ireo mpandika ato amin'ny Global Voices
Ao anaty valanaretina iray, tohizan'ireo mpandika ato amin'ny Global Voices ny mandika ireo tantara avy amin'izao tontolo izao
Taratasim-pifandraisan'ny mpandika: Amazon, Google Translate, & maro hafa!
(Fanamarihana : Lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Oktobra 2015) Tratry ny Alatsinainy finaritra daholo isika! Antenaiko fa tsara fanombohana ny herinandronareo tsirairay avy! Androany eto amin'ny tanin'ny mpandikateny, horesahantsika ny… Asa fandikana vatsian'ny Amazon VAOVAO GOAVANA! Ny 13 Oktobra 2015, nanambara ny marik'i Amazon, AmazonCrossing, fa hahazo vola 10 tapitrisa dolara...
Taratasim-pifandraisan'ny mpandika: Mpiteny teratany, mpandikateny sy zavatra maro hafa!
(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Desambra 2015) Mirary Alatsinainy finaritra ry GV'ers! Arahaba ary tongasoa ato anatin'ny taratasim-pifandraisana farany ho an'ny mpandika… ho an'ny taona 2015! Manantena aho fa samy nahafinaritra daholo ny fialantsasatrareo ary vonona ianareo ny hipetraka hianatra zavatra misimisy kokoa momba ny … Mpiteny teratany Amin'ny maha-mpiteny...
Endrika vaovao WordPress sy Lingua
Miarahaba, Jeremy developera ao amin'ny Global Voices ihany ity. Vao avy nanavao ireo tranonkala rehetra ampiasaina amin'ny endrika WordPress (4.5.3) izahay ary te-hampiseho endrika vitsivitsy mahafinaritra izay nampidirina vao haingana aho.
Fandikan-teny: Inona no fitaovana ampiasainao?
Maro ireo fitaovana azon'ny mpandika teny ampiasaina amin'izao andro izao - ahoana no ahafahan'ny olona mahafantatra ireo fitaovana ireo, tsy lazaina intsony hoe inona no tokony hampiasainy? Inona no ampiasain'ny mpandika teny ankehitriny?
Inona ny fitaovam-pandikan-teny tianao indrindra?
Tsy misy tsara noho ny mifanampy, mifampizara izay fitaovana ampiasainao. Sa ahoana?
Ny fiteny rehetra eto amin'izao tontolo izao: fampahafantarana ny Wikitongues
(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Febroary 2016) Hetsika ho an'ny zon'olombelona ny Wikitongues . Manorina ny arsivan'ny kolontsaina iombonana mbola tsy fahita hatramin'izay izahay miaraka amin'ireo mpandaha-teny sy mpampiasa ny fiteny rehetra eto amin'izao tontolo izao ary manaitra ny saina amin'ny fahasamihafan'ny fiteny ary mihetsika mba hiaro izany. Fikambanana tsy mitady tombontsoa...
Miara-miasa ny Meedan sy ny Lingua mba handika ny RightsCon ho amin'ny teny Espaniola sy Arabo
Niara-niasa tamin'ny Meedan ny Lingua mba handika ireo sioka RightsCon ho amin'ny teny Espaniôla sy Arabo, manomboka ny alarobia 30 martsa ka hatramin'ny zoma 1 aprily 2016.