Andriamifidisoa Zo · Mey, 2022

Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.

Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.

imailaka Andriamifidisoa Zo

Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Mey, 2022

Vaovao mendrika atao printy

Ny Tetezana - The Bridge  13 Mey 2022

Amin'izao Andro Manerantany amin'ny Fahalalahan'ny Fanaovan-gazety 2022 izao no anopaza-maso ny anjara toerana lehibe ny fampitam-baovao amin'ny maha-mpiaro ny fahamarinam-baovao azy indrindra fa amin'ny vanim-potoanan'ny krizy.