Tantara misongadina mikasika ny Sarimihetsika
Tantara mikasika ny Sarimihetsika
Venezoela: Mitantara ny tantaran'ny firenena amin'ny alàlan'ny sarimihetsika
Nahavita nampiseho ny tantaran'ny firenena sy nampifanaraka ny sanganasan'ny literatiora malaza tamin'ny alàlan'ny sarimihetsika izay nankasitrahan'ny besinimaro ny vondrona tanora mpanatontosa sarimihetsika Venezoeliainna. Heverina ho tena maherisetra ireo sarimihetsika Venezoelianina maro tany aloha ary maneho ny fahaiza-mamorona vaovao ny fipoiran'ity karazana sarimihetsika vaovao ity.
Netflix, nampidita ilay sarimihetsika lavabe angoley voalohany
Ny 'Dias Santana' dia sarimihetsika 80% Angoley ary 20% Afrikàna Tatsimo
Fantsona YouTube malaza manome torohay ny hoe ahoana izany mainty any Japana
Manasongadina antsafa ahitana mainty hoditra ampolony mponina any Japana ny fantsona YouTube malaza sy ny tranonkala The Black Experience Japan.
Filma fohy mampiseho hoe ahoana izany mainty ao Japana
Tsy maintsy nizaka sy nianatra, araka ny niainany azy ihany, ny fomba hiatrehana ireo fanesoana mpanavakava-bolonkoditra nataon'ny mpiara-mianatra aminy vaovao ilay zazalahy, izay sady mainty no Japoney.
“Redención” no sarimihetsika môzambikàna voalohany tafiditra tao anaty lisitra Netflix
Mahazo habaka bebe kokoa ao amin'ny Netflix ny vokatra afrikàna
Maraoka: Lasa iraisam-pirenena ny Hip Hop
Tsy niresaka afa-tsy ny fivoahan'ny lahatsary fanadihadiana vaovao ny tontolon'ny bilaogy Maraokana - na tao an-toerana na tany ivelany - momba ny nampalaza vetivety ny sehatry ny hip hop tao Maraoka. Entin'i Jillian York amintsika ny resaky ny tontolon'ny bilaogy Maraokana momba izany.
Asehon'ny filma makedoniana iray nivoaka taompolo 1990s ny aloky ny taona 2019 anjakan'ny fankahalam-bahiny
Tahaka ireo filma maminavina ny hoavy teo alohany. Nosainin'ity filma ity ho tanihay post-apokalyptika ny taona ankehitriny
Mozambika: Mostra fahatelo amin'ny sarimihetsika Afrikana, nasongadina ny sarimihetsika Angoley
Natao ny 13 Aprily ka hatramin'ny 10 May 2015 tany Mozambika tao an-tanàdehiben'i Maputo, Inhambane sy Nampula ny andiany fahatelo amin'ny Herinandron'ny Sarimihetsika Afrikanina.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...