Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Febroary, 2023
Manainga anao ny lahakiran'ny Karnavalin'i Trinidad & Tobago 2023, avy eo mampangatsiatsiaka anao
Hira mampialavoly sady mahafinaritra avy amin'ny Karnavalin'i Trinidad sy Tobago 2023, izay tontosaina ny 20 sy 21 febroary..
Melohin'ireo firenena Afrikana miteny paortiogey ny famelezana ny demaokrasia any Brezila
Rehefa avy niteny ireo mpitondra, dia nampitahain'ny olom-pirenena tamin'ny toe-draharaha ao amin'ny fireneny ny tany Brezila.
Manao izay hanaratsiana ny Átlátszó, hongroà mpanao fanadihadiana, ireo mpiantsehatra rantsan'ny Fanjakana
Miezaka ireo fampitam-baovao pro-governemanta mamoaka lahatsoratra manala baraka fa nahazo 'volan'i Jodasy' sy ho 'fikambanan-jiolahy' voarohirohy amin'ny famadihan-tanindrazana sy hetsika mamely ny firenena ny Átlátszó izay fikambanana tsy mitady tombontsoa.
Taratasim-baovao RV: Akaiky hifarana ny Fangatahana hahazo famatsiam-bolan'ny Mediam-piarahamonina Indizeny
Famatsiambola, fetibe, vatsim-pianarana, ary maro hafa!
Nanozongozona ny media sosialy ny fitovian'ny ben'ny tanàna tiorka iray amin'i Khaleesi (Game of Throne)
Tsy ilay fitsidihan'ny Ben'ny tanàna fa ny anaran'ilay ben'ny tanàna amperinasa Melek Mızrak Subaşı no nihaohao tao amin'ny Twitter.
Nodidian'ny praiminisitr'i Kambodza Hun Sen hokarohin'ny polisy ilay ‘mpanompa’ tao amin'ny Facebook
Nahasarika fanehoan-kevitra maherin'ny 19.000 ilay lahatsoratra, izay nanaja ny praiminisitra ny ankamaroany. Saingy nanohariana tamin'ny fanehoan-kevitra manonona ny mpitarika ho “maloto indrindra” ny mpisera Facebook “Ver To”.