Tantara mikasika ny Amerika Latina
Hetsika iray manan-tantara, Venezoeliàna niaraka niasa hampibaribary ny hosoka nataon'i Maduro tamin'ny fifidianana
Sambany teo amin'ny tantaran'i Venezoelà no nisy kandidà mpanohitra nahazo firaketana an-tsoratra marobe. Ho an'ny maro, asehon'io ny trangana hosoka marobe mahamenatra nataon'i Maduro
Venezoela: Ny zavatra rehetra tokony ho fantatrao momba ny taratasy fitanana an-tsoratra sarobidy
Betsaka ny azo lazaina momba ny taratasy fitanana an-tsoratra ny fifidianana Venezoelàna, saingy tsy dia takatra loatra. Ity misy fanazavana momba ireo latsa-bato manan-danja ireo, ny toerana misy azy ireo sy ny hoe iza no manana azy ireo.
Etazonia sy Panama, mikasa ny hanidy ny lalantsaran'ny fifindramonina, saingy mampanontany tena an'ireo manampahaizana ny fomba hatao
« Ho an'ny ampahany iray akatona, misy telo mety hisokatra mangingina »,hoy ny fanamafisan'ireo manampahaizana.
‘Gasolinazo’: nanao diabe nanohitra ny fiakaran'ny vidin'ny lasantsy napetraky ny filoha Daniel Noboa ny Ekoadaoreana
”Nanao diabe nanerana ny arabe tao an-drenivohitra ireo fikambanana ara-tsosialy niaraka tamin'ny hira, afisy ary sora-baventy mihiaka ny teny filamatra hoe “Mivondròna ianareo vahoaka, mivondròna hiady amin'ity governemanta neoliberaly ity”.
Ny fifandirana pôlitika amin'i Ekoatora, tombony ho an'i Meksika
Mizara ho tendro ideôlôjika roa i Amerika Latina, fa rehefa ny fifandirana diplaomatika ao Ekoatora no resahana, marobe ireo tonga nanatevina laharana an'i Meksika
Maja Milinković: ilay mpitendry mozika mampivady ny “fado” pôrtiogey amin'ny “svedah” bôsniaka
Enina ambinifolo taona lasa izay no nandre voalohany ny gadona 'fado' pôrtiogey i Maja Milinković, (midika hoe "lahatra" amin'ny fiteny pôrtiogey). Nanomboka teo izy dia lasa mpisava lalana tamin'ny fanatsofohana ity karazana mozika ity tao Bôsnia zy Herzegôvina
Ny pi-mason'i Trump sy i Biden amin'ny vato Latinô
Sambany tao anatin'ny 250 taona, mety ho lakilen'ny fifidianana ny filohan'(i Etazonia) manaraka eo ny Latinô
Ramatoa Filoha, mila anao izahay ho mpiara-dia amin'ny vehivavy (mba hinoanay indray)
Mampiakatra fanantenana lehibe ho an'ny fitantanan-draharahany sy ny tetipanorom-politika feminista izay azony ampiharina ity fotoana manan-tantara ity.
Ametraham-padintseranana indray ny takela-masoandro Shinoa ho fampandrosoan'i Brezila ny indostriany
Nandritra ny taona maro i Brezil niankina amin'ny takela-masoandro shinoa hanome angovo mifindra mankany amin'ny angovo maitso. Fa noho ny fametrahana indray ny fandintseranana amin'ny fanafarana fampitaovana angovon'ny masoandro, dia mety ho voahozongozona izany sehatrasa izany.
Andao atsahatra ny mizatra kolontsain-tabataba ao Amerika Latina
Avoavo ihany miohatra amin'ny taha manerantany ny taham-pahaverezam-pandrenesan'ny Kolombiana.