Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Aogositra, 2023
Manao ampaham-pamotsoran-keloka mpitarika anaty fitohizan'ny krizy sy fanoherana ny jadon'i Myanmar
"Tsy hamaha ny olan'i Myanmar voalohany indrindra ny fampihenan-tsazy an-tranomaizina ireo olona tsy tokony nohelohina mihitsy."
Maty nandritra ny fianjeran'ny voromby i Yevgeny Prigozhin. Fantatry ny Rosiana ve hoe iza moa izy?
Tamin'ny fitsapan-kevitra natao tany Rosia, telo herinandro taorian'ny fikomiana nataon'i Yevgeny Prigozhin sy ny vondrona Wagner-ny, ny ampahatelon'ireo namaly (33 isanjato) ihany no nilaza fa nahafantatra momba ny “krizy ara-tafika nitranga tany Rosia tamin'ny 24 Jona.”
Global Voices sy ny HaVO (IA) ao amin'ny efi-panoratam-baovao
Satria efa mora idirana bebe kokoa an-jotra programa haranitan-tsaina voatr'olombelona, manapa-kevitra izahay ny handanjalanja sy hanazava hoe aiza no hijoroan'ny Global Voices amin'ny fampiatiana ity fitaovana vokarin'ny IA (HaVO) ity ao anatin'ny asanay.
Nahoana isika no mbola manafina ny tantaran'ny teknôlôjia?
Efa rakotry ny vovoka ankehitriny ny milina nanova ny teknolojiantsika
Fantaro i Gabriela Mesones Rojo: Mpitarika vaovao ato amin'ny ekipa media sosialin'ny GV
Manana mpitarika vaovao ny Global Voices eo amin'ny ekipan'ny media sosialy. Mpanao gazety avy any Venezoelà izy ary te-hanangana sehatra media sosialy mampiaty, marofiteny sy marokarazana matanjaka ho an'ny Global Voices.
Fahatsiarovana ny fandripaham-bahoaka Bosniaka ao Tuzla: ‘Tsy mitafy fankahalana izahay, fa tsy hanadino velively’
“Lasa tamin'ny fandripaham-bahoaka ny olon-drehetra ary avy eo misy milaza fa tsy nisy mihitsy ny fandripahana. Tena maharary sy mangirifiry izany. Toy ny tsy nanana na iza na iza aho,” hoy ny sisam-patin'i Srebrenica antsoina hoe Nura Begović.
Raisin'ny olompirenena Taiwaney an-tanana ny fiarovana ny firenena: Antsafa nifanaovana tamin'i Wen Liu Mpampianatra ambony
Ho an'ny olona ao Taiwan miaina ao anaty fandrahonana ara-miaramila tsy tapaka avy any Shina, niteraka fanontaniana mikasika ny fahavononana sy ny faharetan'ny tafika Taiwaney ny fananiham-bohitra feno ataon'i Rosia an'i Okraina sy ny valintenin'ny Tandrefana momba izany.
Ny tantaran'ny ‘tranokely rosiana’ ao Havana, Kiobà, an-tsary
Fahatsiarovana ny ela ilay fehezanteny hoe "Hividy amin'ny Rosiana aho"
Fanavaozana mateza: Dang, taimboraka avadik'i Nepal ho angovo
Efa ho ny 90 isanjaton'ny fako ao Ghorahi distrikan'i Dang an-tsaha amin'ny ilany no fonjan'aina (biomass) ahitana fakon-dakozia, sisa sy tain'omby izay azo avadika ho etona methane fandrehitra.