Andriamifidisoa Zo · Jona, 2020

Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.

Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.

imailaka Andriamifidisoa Zo

Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Jona, 2020

Tsangambato tranainy, sarintany vaovao

Ny Tetezana - The Bridge  25 Jona 2020

"Tsy izany mihitsy no heverin'ny mpankasitraka ao an-toerana an'i Columbus atsangana: ho azy ireo, tsy hoe manapaka ihany ny sarintany taloha, fa tokony mbola hanapaka, na inona na ahoana ny habetsahan'ny ra latsaka tamin'izany."