Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Septambra, 2018
Miandry fa… Syriana mpifindramonina ao Libanona
Dimy volana niandrasana, nahazo antso ihany i Abu Adel: "Miala tsiny amin'ny fahatarana, fa tsy nanaiky ny dosienao i Frantsa." Efa ho herintaona aty aoriana, mbola eo am-piheverana izay famindra-ponenana azy any amin'ny firenen-kafa ny fianakaviana.
Miangatra mamely an'i Shina ve ny media tandrefana? (Fizarana voalohany)
Nilaza i Shina fa mitongilana mamely azy ny media tandrefana. Nanao fitsapana izany filazana izany izahay tamin'ny fampiasana fitaovana fanadihadiana data anankiroa.
Ahitan-javatra mihitsy ny milina mpivarotra ao Japan—pizza sy tampontsatroka indray no malaza tamin'ity indray mitoraka ity
Efa misy milina iray mpivarotra isaky ny olona 23 any Japan fa dia mbola talanjona hatrany ry zareo.
Miezaka miady amin'ny fanohintohinana ny mpiseran'ny media sosialy ao Pakistan — fa hanao ny anjarany ve ny andrim-panjakana?
Famantarana tsara ny fisamborana an'i Aimal taorian'ny tabatabam-bahoaka tao amin'ny media sosialy. Nefa amin'ity tranga ity, mbola mitoetra ny fanontaniana: hanjaka ve ny rariny?
Ho avoaka ilay Ejiptiana mpaka sary fanao an-gazety Mahmoud Shawkan rehefa nanapitra ny dimy taona tany am-ponja
"Tsy tokony ho any am-ponja velively izy. Nosamborina izy raha nanao ny asa maha-mpaka sary azy."
Nanaiky ny fangatahan'ny Rosiana ny Google dia nanasivana lahatsary fanentanana fihetsiketsehana
Mbola tsy tapitra ity raharaham-panafintohinana farany indrindra ity noho ny fahitana ny Google ho ao anatin'ny krizim-pisiana, mitroatra amin'izay hitany ny mpiasa ao aminy noho ny fidiran'ny orinasany mankany amin'ny sivana.
Raha hiverina ao Shina ny Google, dia hanaraka ny fepetran'ny governemanta. Dia ahoana ny zon'olombelona?
Mety miomana hanisaka ny fitsipiky ny zon'olombelona ahafahany miditra amin'ny tsena shinoa ny Google. Saingy mbola miankina amin'ny governemanta shinoa hatrany no hananany zo hiditra amin'ny tsena.