Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.
Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Desambra, 2017
Fitodihana Any Amin'ny Fiteny Mapuche
Manazava i Eddie Avila fa ny zo fototra ho an'ny vondrom-piarahamonina vazimba teratany dia ny zo hifandray amin'ny fitenin-drazany manokana. Misy ny fanamby ara-teknika, ara-pitenenana ary ara-kolontsaina manodidina izany – indraindray ary isika tsy manana endri-tsoratra ho amin'izany, indraindray tsy voasoratra ilay fiteny. Mitolona mafy ny mpikatroka ara-pitenenana raha tia...