Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Septambra, 2017
Tsy Nahaliana ny Maro tao Maraoka ny Kabarin'ny Mpanjaka Nandritra ny Fetin'ny Seza Fiandrianana
"Miahy fatratra amin'ny endrika ahitana azy ny mpanjaka. Tsy misy mandeha amin'ny kisendrasendra izany, efa voakajy daholo ny zava-drehetra."
Paikadin'i Trump amin'i Afghanistan: Fanantenana Vaovao sy Tahotra Tranainy
"Nataon'ny filoha Trump mazava ihany tamin'ny farany izay efa nolazain'ny Afghan tao anatin'ny 15 taona : mampiantrano mpampihorohoro i Pakistan."
Nikatona ny Cambodia Daily Rehefa Nandrahona Azy Hampandoa Hetra Mihoa-Pampana ny Governemanta

"Nanary ny endrika manandanjan'ny fimaroan'ny fampitam-baovao ao amin'ny ny Fitondrana Entim-Panjaka. Nanary ny kianja fanazarantenan'ny mpanao gazety Khmer. Nanary ny jirobe iray fahazavan'ny fahalalaham-pitenenana."
Fanavakavaham-Bolonkoditra, Misy fa tsy Resahina ao amin'ny Vondrom-Piarahamonina Latinô ao Etazonia
"Tsy mpanavakavaka aho fa Latinô" no heverina ho teny tarigetra anafenan'ny Latinô ao Etazonia ny fitsaratsaram-poana ataony."