Tantara farany
Miresaka CMO sy GV tao amin'ny Foibe iray tao Azia i Filip Noubel
Ny tanjon'ny hetsika ahitana mpandray anjara 50 mahery dia ny "hiresaka momba ny olana mifandraika amin'ny fandisoam-baovao—ny fandrahonana nomerika lehibe indrindra atrehin'ny firenena".
‘Peringatan Darurat’: Hetsi-panoherana tarihin'ny tanora iadiana amin'ny kolikoly sy ny kiantranoantrano ao Indonezia
"Maneho fotoana iray manan-danja eo amin'ny politika Indoneziana ny hetsika “Peringatan Darurat”, mampiseho ny herin'ny media sosialy hanentanana haingana ny hetsi-panoherana faobe."
Anelanelan'ny lelafo sy setroka, miezaka miady amin'ireo doro tanety tsy mbola nisy toa azy i Brezila
Raha ny vinavinan'ny Kaonfederasiôna Nasiônalin'ireo faripiadidiana dia 11 tapitrisa eo ho eo ny olona voadona mivantana amin'ireo doro tanety ary 1,1 lavitrisa BRL (203 tapitrisa dôlara amerikàna), raha kely indrindra, ny fatiantoka ara-toekarena
Miantso fiarahamiasa bebe kokoa mba hahatratrana ny tanjona 30 X 30 ireo manampahaizana ara-tontolo iainana ao Karaiba
Amin'ireo rohivoary isankarazany ao amin'ny faritra izay miainga avy amin'ireo haran-dranomasina hatramin'ny ala trôpikaly, dia afaka mandray soa avy amin'ny fanohanan'ny sehatra rehetra ny fahombiazan'ny asan'ireo mpikatroka mafàna fo mpiaro tontolo iainana ao anatin'ny sehatry ny famatsiambola ho an'ny fikajiana.
Ny maha-zavadehibe ny fampiantranoan'i St. Lucie ny hetsika ara-tontolo iainana ao amin'ny faritra
Nanaovan'ireo mpandray anjara tatitra ny momba ireo fandrosoana vita mankany amin'ilay tanjona fitahirizana "30 X 30", singa iray manandanja ao anatin'ny Fenitra Erantany momba ny Rindravoary (biodiversity)
Ny fitadiavan-drariny manoloana ny raharaha Ayotzinapa malaza ao Meksika
Nanjary manan-tantara ao Meksika ny raharaha Ayotzinapa noho ireo mpianatra 43 izay niharan'ny fikorontanan'ny tafika, ireo tambajotran-drongony, ny mpitsara ary ny mpanao politika.
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna faha #17
Amin'ity herinandro ity, fomba fiteny telo no asongadinay: 'tchop' izay manana dika roa ao Kamerona; Batom, fiteny frantsay misisika anaty pôrtiogey, ary voambolana iray frantsay-rosiàna.
Fanambaràna ny fihaonambe 2024-n'ny Global Voices : Miaraha aminay any Kathmandu, Nepal ny 6 – 7 Desambra!
Ho avondrontsika ireo mpanao gazety, mpandika lahatsoratra, mpikatroka, mpahay teknôlôjia ary ireo olona hafa avy amin'izao tontolo izao mba hiresaka momba ny media nomerika, ny fahalalàna ary ny fikatrohana miainga avy amin'ny fijerin'ny maro an'isa manerantany.
Fitomboam-pandaniana ara-miaramilan'i Iran: Eritreritry ny fanamafisana ny lafiny ara-miaramila manoloana ny fitomboan'ireo fifandirana ao amin'ny faritra
Mitohy ny fifandirana manerana an'i Azia Andrefana sy ny mihoatra izany, mijoro ho an'isan'ny fironana manerantany mankany amin'ny fanamafisana ny lafiny ara-miaramiIa ny fitomboam-pandanian'i Iran.
Ireo fanondroana samihafa ny atao hoe “mainty” ao Sodàna
«Mihoatra lavitra noho ny habetsahan'ny "mélanine" ao anatin'ny hoditray izahay». Manomboka amin'ny "mavo" mankany amin'ny "manga" sy ny sisa... fantaro ireo volon-koditra sy ny hevi-draikitra ara-kolontsaina ao Sodàna
Hevitra farany
Azafady, tsy nisy namoaka hevitra