Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.
Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Septambra, 2022
LIVE amin'ny 15 Septambra 15: Mbola afa-matoky ny lalàna ihany ve ny olon'ny firenena anjakan'ny demaokrasia?
Rehefa mihanaka maneran-tany ny fitondrana jadona ankihya, moa ve ampiasaina hanohintohinana ny zon'ny olona ny lalàna, iray amin'ireo andrin'ny demaokrasia,?
Ny Fitsidihana ny Mozean'ny Zavakanto Yemisi Shyllon any Nizeria
Manome valim-pitantarana amin'ny fikosehana manatantara ireo vehivavy artista nizeriana ny Oniversite Pan-Atlantika, Yemisi Shyllon Museum of Arts — Mozean'Oniversite voalohany ao Nizeria — amin'ny fampiantranoana ny fampirantiana ‘Invisible Hands’.