Andriamifidisoa Zo · Janoary, 2020

Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.

Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.

imailaka Andriamifidisoa Zo

Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Janoary, 2020

Firenena tsy ankatoavina ve i Taiwan?

  10 Janoary 2020

"Raha afa-po amin'ny toe-draharaha tsy mihetsika amin'izao fotoana izao ny vondrom-piarahamonina iraisampirenena rehefa mifampiraharaha tsirairay avy amin'i Taiwan sy amin'i Shina, misy kosa ireo hery politika amin'ireo toerana roa ireo no manandra-teny hisian'ny fanovana." 

Fifidianana Filoham-pirenena Taiwan

  04 Janoary 2020

Manatontosa fifidianana ho filoham-pirenena i Taiwan amin'ny faha-11 ny volana janoary 2020 hamaritra indray ny ho fandehan'ny zotrany ara-politika sy ara-toekarena ao anatin'ny efa-taona. Taorian'ny enimbolana nirotahana ara-politika tao Hong Kong izay nisy fiantraikany amin'ny hevi-bahoaka ao amin'ity nosy ity, tonga ao anatin'ny fotoana saropady ny fifidianana ary maneho ny fisrahana lalina...