Tantara mikasika ny Filazana manjo
Nampanginina ny feo ‘fanta-daza’ rehefa nisy namono ilay mpihira tarika reggae Jamaikana Mighty Diamonds
"Sady hadalana no loza aman-tany ary mamela banga goavana eo amin'ny tontolon'ny mozika Jamaikana ny famonoana an'i Tabby."
Nodimandry teo amin'ny faha-92 taonany i Sonny Ramadhin, mpilalao cricket ary mpanimpy nikoizana tao Antilles
Niaraka tamin'ny fahaizany manokana ny fanipazana baolina cricket, i Ramadhin, sy ilay mpanimpy mpiara-nilalao taminy, Alf Valentine ary ny vely kanonta mafonjan'ireo "Three Ws" malaza — no nanampy tamin'ny nahazoan'ny Antilles ny fandresena voalohany azony nanoloana an'i Angletera
Trinidad & Tobago, harena mozikaly telo no veriny hatramin'ny fiandohan'ny 2022
Nodimandry daholo ireo zokiny indrindra mpiangaly calypso maredona, mpiangaly soca parang, ary ilay mpisava làlan'ny gadona Kaiso Jazz, namela an'i Trinidad&Tobago ho mahantra.