Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Desambra, 2016
Firariantsoa Ho amin'ny Taona 2017
Miangavy mba hevero ihany ny hanoloranao fanomezana hanampiana anay hanohy ny ady amin'ny herin'ny fankahalana sy ny tsy fahazakana ny hafa izay mandrahona ny tontolo iainantsika ho toerana mampidi-doza kokoa.
Taombaovao Mankalaza Ny Fimaroana ao Bangladesh: Raki-Peo Mankany Amin'ny Lalina
Saingy misy amin'ity jerena ho toy ny lanonana an-dalambe fotsiny ity no mametraka azy ho fahaiza-mamorona mampijoro ny firaisankina -- sy miady amin'ireo herin'ny tsy fahazakana miezaka mitady izay hampisaraka sy hangeja ny Bangladeshis.
Ny Halafon'ny Fangejana ny Fitenenana ao Alzeria: Fiainana sy Fahafahana
Hanery ny governemanta alzeriana hanaiky ny halafon'ny fampanginana izay mitsikera azy ve izao, alohan'ny isian'ny famoizana na fahapoteham-piainana noho ny lahatsoratra kely amin'ny Facebook?
Albaniana avy ao Makedonia Nivoaka ny Tsipika Ara-Poko Handatsa-Bato Ivelan'ny Antoko Mitondra
Manana anjara toerana lehibe eo amin'ny politika Makedoniana ny resaka foko, ary ny Albaniana no foko faharoa maro an'isa indrindra ao amin'ny firenena.
Manombana ny Hoavy Ambany Fitarihan'ny Governora Rosselló sy ny Filoha Trump ny Pôrtô Rikana
Mandanjalanja ny mety ho fiantraikan'ny fampiharana ny politikam-pandalàna ny nentin-drazana avy amin'ny Filoha Donald Trump sy ny Governora Ricardo Roselló ireo mpikatroky ny zon'olombelona ao Pôrtô Rikô.