Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.
Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Oktobra, 2022
Pelaka mpisipa nanomo tena nahabe resaka tao Armenia
Niteraka resabe sy fanamelohana ny fankahalana pelaka mieli-patrana ao Armenia ny famonoan-tena nataona pelaka mpisipa tamin'ny 20 oktobra.
‘Tsy haintany fa fandrobàna,’ hoy ireo mpikatroka lazaina ho jiolahy amin'ny lalàna vaovao ao Querétaro, Meksika
Namela dia tamin'ny tantaran'ity fanjakana meksikana iray ity vao haingana ny fifandirana hahazoana rano. Nampiheverina ho heloka bevava ireo fanoherana ny itrandrahan'ny mpandraharaha tsy miankina manokana ny fitantanan-drano.
Mijoro ho firaisankina amin'ny vehivavy ao Iran ny vehivavy ao Torkia
Ao amin'ny firenena iray izay miharatsy hatrany ny zon'ny vehivavy, akaiky ny tranony ny famonoana an'i Mahsa Amini, naneho firaisankina tamin'ny hetsi-panoherana mbola mitohy hatramin'izao ao Iran ireo vehivavy avy amin'ny sarangam-piainana rehetra ao Tiorkia.
Feo avy amin'ireo Nosy: Notendrena ho Lehiben'ny Firenena Mikambana misahana ny Fiovan'ny Toetrandro ny minisitry ny tontolo iainana ao Grenada
Nohazavain'ny mpaneho hevitra fa hanana asa be dia be i Stiell eo ambony loviany, milaza fa ilaina hodinihana ny olana manokana, mampatahotra ary sarotra.
Mampiasa teknôlôjiam-panabeazana ho fitaovam-pianarana Yòrúba i Ọpẹ́yẹmí Adémọ́lá
Amin'ny maha mpiteny Yòrúba hatry ny fony izy vao teraka, miasa ho mpandrafitra votoaty ao amin'ny sehatra fianarana teny Nizeriana Sorolingo i Opeyemi