Andriamifidisoa Zo · Jona, 2016

Bilaogera amin'ny fiteny malagasy. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa.

Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.

imailaka Andriamifidisoa Zo

Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Jona, 2016

Brexit: Vaky Fo, Fa Tsy Vaky (Potika)

Ny Tetezana - The Bridge  25 Jona 2016

Ny tsy firaharahiana ny politikan'ny firenentsika no mahatonga antsika ho toy izao ankehitriny. Nampiada-tena loatra isika, ary tsy niditra tamin'ny fanapahan-kevitra sy ny politika izay nampisy fiantraikany goavana tamin'ny fiainantsika.