Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Oktobra, 2008
Haiti: ny faneken'i Powell
Lavitra dia lavitry ny fahatalanjonana mahita ny fanohanan'i Colin Powell an'i Barack Obama, The Haitian Blogger no miteny: “Eto Haiti, Powell no ‘Mpitarika Mainty niandraikitra ny’ fandravana ny demôkrasia teto...
Barbada, Trinite sy Tôbagô: Dokambarotra ratsy
Satria moa nipongatra indray ny fanafihana mpizahatany tao Tobago, Bajan Global Report no miteny: “fa na toy ny tsy misy dikany io na mampatahotra, dia tsy tokony ho ekentsika velively...
Botsoana: Mogae no nandray ny loka Mo Ibrahim
Natolotra ny filohan'i Botsoana teo aloha ny loka Mo Ibrahim: “Mogae izany no faharoa nahazo ity loka malaza fanome isan-taona ity. Ny loka Mo Ibrahim no loka lehibe indrindra manerantany...
Tajikistan: Mihintsan-dravina sy ranom-potaka
Namoaka sary roa i Vadim – ka ny iray maneho ny lanitra manga manjopiaka ambonin'i Dushanbe, renivohitry Tajikistan, ary ny iray hafa kosa maneho ny ranom-potaka avoakan'ny hidim-pantsona (rôbine) izay...
Rosia: Bolongana LJ ampolony naato fa tafaverina avy eo
Bolongana Rosiana LJ (LiveJournal) ampolony maromaro – ary tafiditra amin'izany ireo efa malaza sy be mpanaraka – no nikatona tsy misy antony mazava halina, niteraka tabataba tamin'ny LJ izany. Ny...
Pakistana: Filohan'ny foko vonoin'ny mpitolona
Chowrangi no mitatitra fa kendren'ny mpikatroka (antoko politika) ny filohan'ny foko maro any Pakistana: “Ny rafi-pandaminan'ny foko mihitsy no kendreny…Vonoiny izay mpitarika foko sy zokiolona ao aminy izay miasa ho...
Afrika: ny lalàna 7-n'ny fihavaozana
White African no manoratra ny lalàna 7-n'ny fihavaozana nosoratan'i Ethan : “Namoaka sombin-dahatsoratra nahatalanjona iray hafa indray i Ethan Zuckerman. Tamin'ity indray mitoraka ity dia ny fitondrana zava-baovao eto Afrika...
Ginea Bisao: Mihamalaza hatrany ny finday
Jorge Rosmaninho no manoratra ao amin'ny gazety antserasera mpiteny pôrtigey O Patifundio [pt] fa miroborobo fatratra ny finday any Ginea Bisao. “Tsy misy mpampianatra izay tsy mitaraina fa, isaky ny...
Ghana: Mitory ny vaomieran'ny fifidianana ny kandidà iray
Ampangaina ho nanintsana kandidà ho filoham-pirenena iray ny vaomieran'ny fifidianana any Ghana: “Raha tsy nahafeno ny fepetra rehetra ahafahana mifaninana amin'ny fifidianana amin'ny volana desambra ho avy izao Atoa Dan...
Angola: Tononkalo ho amin'ny Blog Action Day
Namoaka ny tononkalony iray ho fandraisana anjara amin'ny Blog Action Day (indray andro ihetsehan'ny bolongana) i Admário Costa Lindo [pt]. Tononkalo iray niainana momba ny hanoanana nosoratany tamin'ny taona 1974...