Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Febroary, 2008
Vehivavy antitra indrindra mbola velona
Kabobfest no manaitra antsika fa misy vehivavy Palestianiana, teraka tamin'ny taona 1888 mipetraka any Isiraely mbola velona amin'izao fotoana izao. Izany hoe 120 taona izy amin'ity taona ity. Misy sariny...
Timor atsinanana : Momba ny fahafatesan’i Suharto
Tamin’ny taona 1975 no nanambaran’i Timor Atsinanana ny fahaleovantenany rehefa nozanahan’i Portiogaly 400 taona. Saingy vao haingana kosa no nahazoany ny fahafahana, noho ny fanafihana sy ny fibodoan’i Indonesia izay...
Emirà Arabo Mitambatra: Tsy fisian'ny atody sy fifaninanana
Na dia tsy misy aza, ry zareo, ny atody eny an-tsena dia nosoratan'i Bu Jassem avy ao Emirà Arabo Mitambatra fa misy fifaninanana te-hanintsana ny zavabita tsara indrindra amin'ny voasoratra...
Blaogy/Bolongana hanehoan-kevitra : Torolalan’i Global Voices hiarovan-tena
Global Voices Advocacy dia faly mampilaza antsika ny fahavitan’ny torolalana fianarana andiany faharoa azo izay mifototra amin'ny fidifiana sivana amin’ny aterineto, famahanam-bolongana tsy fantatra anarana sy tsy fanta-toerana ary fahaiza-mampiasa...
Goatemala : Bokina minisitry ny fampianarana teo aloha
Ronald Flores no mijery todika ny boky vaovao nosoratan’i María del Carmen Aceña mitondra ny lohateny hoe “Ahoana rehefa Minisitry ny fampianarana eto Goatemala, mampihatra ny fanavaozana ary tsy rendrika am-panatanterahana:...