Andriamifidisoa Zo · Septambra, 2010

Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Septambra, 2010

Porto-Rico: Esheky maty

  25 Septambra 2010

Naneho hevitra ao amin'ny Sin mordazas [ES] ny mpahay tantara sady mpamaham-bolongana Ivonne Acosta tamin'ny fandrarana ny filalaovana esheky any amin'ny sekolim-panjakana navoakan'ny minisiteran'ny fanabeazana any Porto-Rico, sy ny fandavan'ny...

Indonezia: Mihantsy ny didim-pitsarana ka manakatona fiangonana ny fanjakana iray

  22 Septambra 2010

Noterena hampitsahatra ny fanompoam-pivavahana, tamin'ny alahady alina teo, ny fiangonana protestanta GKI Taman Yasmin ao amin'ny fitantanam-panjakan'i Bogor, Indonezia. Nohodidin'ny polisy sy ny sampan'ny mpitandro ny filaminana (Satpol PP) ny manodidina ny fiangonana, Notapahiny ny fotoam-pivavahana tao am-piangonana, ary nakatony ara-panjakana noho ny baikon'ny (fitantanana ny ) tanàna ny fiangonana

Honduras: Herisetra hafa indray nataon'ny polisy

  21 Septambra 2010

Juan Carlos Rivera [es] sy i Hibueras [es] no mitatitra trangam-pamoretana hafa nataon'ny polisy nandritra ny fihetsiketsehana nataon'ny Mandam-panoherana tao an-tanànan'i San Pedro Sula. Nolazain'i Juan Carlos Rivera moa fa nahatrata...

Nizeria: Noana Foana Na Dia Mitobaka Aza Ny Solika

  21 Septambra 2010

Raha mbola mihanaka ao amin'ny helodranon'i Meksika sy miseho ho lohateny lehibe amin'ny gazety hatrany ny soliky ny BP Amerikana (Etazonia), dia nisy loza nanintona kely ny fampahalalam-baovao manerantany ihany koa any amin'ny firenena iray hafa—Nizeria. Firenena Afrikana be mponina indrindra ary iray ao anatin'ny 10 mpanondrana solika be indrindra manerantany i Nizeria ary izy ihany koa no mpitrandraka voalohany ity solika ity eto Afrika

Mozambika: Fanairana fa misy rotaka ao Maputo

  02 Septambra 2010

Niely ny resaka an-toho-tsofina, SMS eny fa amin'ny alalan'ny Twitter aza omaly fa hisy ny fitokonana faobe. Ny antony: Ny vidim-piainana “tsy ara-drariny”  – miakatra ny vidin'ny mofo, ny rano...