· Marsa, 2016

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Marsa, 2016

Andao Hitety An'i Lima sy Mexico Fahiny

  20 Marsa 2016

Ny sary sasantsasany no mitondra antsika any amin'ny toerana sy fahatsiarovana mahamanina ny olona hafa; saingy noho ny sary zaraina an-tserasera dia afa-mitety toerana sy fotoana samihafa any Lima sy Mexico ianao.

Fandriampahalemana ao Kolombia, Faran'izay Akaiky Indrindra

  10 Marsa 2016

Ao anatin'ny dingana farany ary, enga anie, tsy iverenana intsony, amin'ilay zotra ho amin'ny fandriampahalemana, ezahan'ny governemanta kolombiana ny mijery sahady ny any aorian'ny ady, amin'ny alàlan'ny famadihana ilay Drafitra Kolombia ho Fandriampahalemana Ao Kolombia