· Mey, 2009

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Mey, 2009

Lova navelan'i mpitarika ny indizeny Mama Tránsito

  20 Mey 2009

Misaona noho ny fahalasanan'ny iray amin'ny mpitarika eo amin'ny fokonolona, dia ny fahafatesan'i Rosa Elena Tránsito Amaguaña ny fokonolona indizeny, mpikatroka amin'ny fampanajana ny zon'olombelona, ary ny vahoaka Ekoateriana amin'ny...

Uruguay: Fahalasanan'ny mpanoratra Mario Benedetti

  18 Mey 2009

Nodimandry teo amin'ny faha-88 taona niainany ny mpanoratra sady poety Orogoaiana Mario Benedetti tamin'ny 17 May. Nihoatra ny 80 ny bokin-tantara noforonina nosoratany, ankoatra ny tononkalo sy sombintantara ary andrana...

Ekoatora:Araha-maso ny kalitaon'ny gazety

  09 Mey 2009

Ratsy ny fifandraisana nisy teo amin’I Filoha Ekoatoriana Rafael Correa sy ireo mpampita vaovao ary ireo mpanao gazety ao amin’io firenena io. Mety ho ratsiratsy kokoa izany ato aoriana kely,...

Pérou : Raki-pahatsiarovana an’i Amazôna

  05 Mey 2009

Noho ny antony maro samihafa dia mitahiry fahatsiarovana ny olona rehetra ka ohatra amin’izany ireo sary, ireo ampahan-tsary mihetsika izay matetika no natao ho an’ny tena manokana. Matetika, mipirina any...

Shina: Ny fanokana-monina ny Meksikana rehetra

  03 Mey 2009

Be loatra angamba ny lahatsoratr'i Michelle Malkin novakian'ny tompon'andraiki-panjakana Shinoa misahana ny fahasalamana tao ho ao; raha nofoanany avokoa ny zotram-piaramanidina avy any Meksika rehetra, ary nahavory Meksikana 41 raha...