Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Aogositra, 2013
SARIPIKA: Mametraka an-tSarintany ny Zavakanto An-Tanandehibe ao Buenos Aires sy ny Ankoatra Azy
Misy vondrona Argentines iray manasa anao hizara sy hametraka an-tsarintany ny saripikan'ny graffiti hita ao amin'ny tanànanao.
LAHATSARY: Fitroarana am-binaingitr'i Brezila voarakitra an-dahatsary mahaleotena mitondra ny lohateny hoe ‘Fandrobana’ [‘Com Vandalismo’]
Sarimihetsika novokarin'andiana mpanao gazety mahaleotena miresaka ny fahasamihafam-pitakiana ao anatin'ny fihetsiketseha-panoherana nitranga tao Fortaleza sy ny tanandehibe hafa tao Brezila.
Kolombia: Tongasoa Eto Amin'ny Tanànan'i Medellín
Iray amin'ireo toerana feno zava-mahaliana tamin'izay hitako ny tanànan'i Medellin, tanàna nahaterahako. Tsy izy no toerana tsara indrindra na toerana azo antoka indrindra eto an-tany, nefa tena mahaliana, feno hery...
Manome Voninahitra An'i Maria Magdalena Amin'ny Talenta Poerto Rikana Ireo Mpanakanto Matihanina
Hampiantrano "fankalazana fampanantenana", fety ara-zavakanto sy mozika ireo mpanakanto Tanya Torres sy Raquel Z Rivera ho fanomezam-boninahitra ny olo-masina Maria Magdalena ao New York.
Brezila: ‘Ny Tena Lehilahy Tsy Midaroka Vehivavy ‘
Raha mandalina ny isan'ireo herisetra ao an-tokantrano mihatra amin'ny vehivavy ao Brezila ianao,dia hahita fa vehivavy iray amin'ny dimy no hiharan'izany.
Namoy Ny Ainy I Christian Benítez, Mpilalao Baolina Ekoateriana
Nalahelo noho ny fahalasan'i "Chocho" Benitez, mpilalao baolina kitra Ekoateriana ao amin'ny Klioba América [Meksika] ireo mpanohana azy.