· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Marsa, 2010

Però: mpanamory lasa olo-malazan'ny aterineto

  10 Marsa 2010

Noho ny fomba fiteny fiarahabana miavaka nataony tamin'ny 20 desambra 2009 voarakitra an-dahatsary, dia nahasarika olona maro dia maro any Però hijery azy ao amin'ny Youtube  ny lehiben'ny sidina (commandant...

Chili: Tsy nahomby ny fifandraisana

  03 Marsa 2010

Jorge Barahona no manoratra ny tsy fahombiazan'ny fitondrana Chiliana teo amin'ny lafiny fifandraisana an-tserasera [es] taorian'ny horohorontany, izay tsy nampiasa araka izay tratrany ny fitaovana teo ampelatanany. Na izany aza...

Chili: Ny takaitra navelan'ny horohorontanin'ny taona 1960 tany Valdivia

  01 Marsa 2010

Dimampolo taona lasa izay no nisian'ny horohorotany lehibe indrindra voasotra an-tantara, nanozongozona ny tanànan'i Valdivia any Chile. Nijanona na'reitreritry ny maro ny lova navelan'iny horohorontany iny teo amin'ny tantaran'i Chile, anisan'izany ireo mpampiasa Twitter maro any amin'io tanàna io.